FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026

Fanompoam-pivavahana fitondrana ambavaka ny ankohonan’ny Filohan’ny FJKM sy fametrahana ny fotoam-piasana 2026 eo am-pelatanan’ny TOMPO.

Mijere finaritra àry o !