FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
Fanompoam-pivavahana fitondrana ambavaka ny ankohonan’ny Filohan’ny FJKM sy fametrahana ny fotoam-piasana 2026 eo am-pelatanan’ny TOMPO. Mijere finaritra àry o !
Fanompoam-pivavahana fitondrana ambavaka ny ankohonan’ny Filohan’ny FJKM sy fametrahana ny fotoam-piasana 2026 eo am-pelatanan’ny TOMPO. Mijere finaritra àry o !
Ry havana, Ampitomboina amintsika rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa. Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe sy…
(18 Aogositra 1968 – 18 Aogositra 2025) « Endrey ny halalin’ny haren’ Andriamanitra sy ny fahendreny ary ny fahalalany! ny…
Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filoihan’ny FJKM
Dr IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, Mpitandrina Filohan’ny FJKM
Alahady 19 Mey 2024
VELONA I JESOA: VELONA NY FANANTENANTSIKA!FA TSY TOMPON’NY TENY FARANY AKORY NY RATSY ! Ry havana malala,Miarahaba antsika amin’ny fiarahaban’I…