VKMM/ AFME 23

FANASANA

Ny Birao nasionalin’ny Vehivavy Kristiana Mpiara-Mivavaka dia faly manasa anareo hanatrika ny Andro Fiaraha-Mivavaky ny vehivavy eran-tany taona 2023 araka izao fandaharam-potoana izao :

  • Alakamisy 02 Marsa 2023 ao amin’ny FJKM Mandrosoa Ambohijatovo amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro ;
  • Zoma 03 Marsa 2023 ao amin’ny FLM Anosibe amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro. Amin’io andro io amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro no anarahana ny Fandaharana Andro Fiaraha-Mivavaka 2023 mitondra ny loha-hevitra hoe « Reko ny lazan’ny finoanareo Â» nomanin’ireo vehivavy any Taiwan.

Maniry ny fahatongavanareo maro.

Misaotra tompoko

TĂ©l : 034 89 871 08

La Journée Mondiale de Prière
3 mars 2023

Le 3 mars 2023, les femmes de TaĂŻwan invitent Ă  la prière, Ă  travers le monde. Elles s’appuient sur l’épĂ®tre aux Ă‰phĂ©siens 1,15–19 : « Votre foi m’interpelle ! Â».

La JournĂ©e Mondiale de Prière (JMP) est un mouvement Ĺ“cumĂ©nique mondiale initiĂ© par des femmes chrĂ©tiennes Ă  la fin du XIXe siècle. Il se concrĂ©tise pour une journĂ©e de prière commune chaque annĂ©e, le premier vendredi de mars.