FILAZANA
FARA-FISORATANA ANARANA Noho ny hamehana ara-pahasalamana misy eto amin’ny firenena dia hihemotra toy izao ny fara-fisoratana anarana amin’ireto fanadinam-panjakana manaraka…
FARA-FISORATANA ANARANA Noho ny hamehana ara-pahasalamana misy eto amin’ny firenena dia hihemotra toy izao ny fara-fisoratana anarana amin’ireto fanadinam-panjakana manaraka…
FOIBE FITONDRAN-TSEKOLY FJKM Tsy mitsanga-menatra ny sekoly FJKM Natao teny amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina ny fanompoam-pivavahana fanokafana ny taom-pianarana 2019-2020 eo…
SEKOLY PROTESTANTA FJKM
FANASANA « Eny , mitantana anao amin’ny tànana ankavanan’ny fahamarinako Aho » Isa 41.10d . Asaina am-pitiavana isika hiara- hanome Voninahitra an’…
40 taona / Institut FJKM Rainandriamampandry Tonga eo amin´ny fotoana hamaranana ny fankalazana an´Andriamanitra noho ny faha-40 taona nanabeazana teo…
Velona ny Tompo, Paska ho antsika. Koa miarahaba ny Mpamaky hajaina, misitraka ny fahaveloman’i Jesoa Kristy, Ilay nandresy ny fahafatesana…
1818-2018 « Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara … »Jao 15.27a SEKOLY PROTESTANTA FJKM « Mahareta tsara…mandrapiavin’ny Tompo » Jak 5.7a Tsangambato amin’izany SEKOLY…
TSIROANOMANDIDY FANOKAFANA NY FAHA-200 TAONA NY SEKOLY PROTESTANTA FJKM Taorian’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona…
SELF COFIDENCE Finaritra indray manolotra ity lahatsoratra ity ho antsika izay tomponandraikitra eo amin’ny Fiangonana sy ireo olona izay miasa…
FANAZAVANA MIKASIKA NY TETIKASA : Ity tetikasa « Mahay Fanabeazana Mampiaty FJKM » ity, dia manana ny tanjony manokana izay miavaka tokoa, dia…