Andriamanitra masina

EZEKIELA 20.30-38

EZEKIELA 20.30-38

Andriamanitra masina 1-Tsy manaiky hapirafesina amin'ny sampy (and 30-31) Hentitra Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiampangana miendrika fanontaniana milaza amin'ny taranak'i Israely…

Halan’i Jesoa ny :

LIOKA 19.45-48

LIOKA 19.45-48

Halan'i Jesoa ny : 1- Ny halatra (and45) Tamin'ny andron'i Jesoa dia nisy mpanakalo vola tokoa teo an-kianjan'ny tempoly ,…

Jesoa mpanasitrana dia:

MATIO 8.1-4

MATIO 8.1-4

Jesoa mpanasitrana dia: 1-Jesoa tsy miavona (and1) "nidina avy any an-tendrombohitra " i Jesoa . Io andian-teny io dia efa…

Miverena amin’i Jehovah !

HOSEA 6.1-3

HOSEA 6.1-3

Miverena amin'i Jehovah ! 1-Fa aza miandry kapoka (and1a) Taomin'i Hosea ny olona hahafoy ny fahalovana sy ny tsy fahamarinana…

Ny olona tena nantsoin’i Kristy dia:

2 KORINTIANA 2.14-17

2 KORINTIANA 2.14-17

Ny olona tena nantsoin'i Kristy dia: 1-Entiny tahaka ny mpandresy (and14) Mahatonga an'i Paoly hisaotra an' Andriamanitra ny fitondran'i Kristy…

Ny herin’i Jesoa

MARKA 8.22-26

MARKA 8.22-26

Ny herin'i Jesoa 1-Hitan'izay manam-pinoana Nentin'ny olona ity lehilahy jamba ity hanatona an'i Jesoa , ary ireto nitondra azy ireto…

Jehovah Andriamanitry ny tafika

JEREMIA 31.35-37

JEREMIA 31.35-37

Jehovah Andriamanitry ny tafika 1-Mpahary sy mpandamina izao rehetra izao (and35-36a) Tanisaina eto fa Andriamanitra no nanao ny voahary manontolo…

Ny tàna-maherin’Andriamanitra

EZEKIELA 34.20-26

EZEKIELA 34.20-26

Ny tàna-maherin'Andriamanitra 1-Manafay ny mpanararaotra (and20-23) Miampanga ny mpiandry ny Israely ny Tompo Andriamanitra amin'ny alalan'i Ezekiela amin'ny perikopa ity.…