Andriamanitra marina.Tsarovy

SALAMO 89.33-37

SALAMO 89.33-37

Andriamanitra marina.Tsarovy Salamo maneho ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'i Davida .Marina Andriamanitra ka mitana ny teniny . 1-Mitana ny teniny Nanambara…

Ny Tenin’ Andriamanitra

1 JAONA 1.1-4

1 JAONA 1.1-4

Ny Tenin' Andriamanitra Asehon'iJaona amin'izao fitarihanteny izao ny maha-Izy Azy ny Tenin'Andriamanitra araka ny fahatsapany azy . 1-Jesoa loharanom-piainana Vavolombelona…

Ny teny momba ny famonjena

ASAN'NY APOSTOLY 13.26-37

ASAN'NY APOSTOLY 13.26-37

Ny teny momba ny famonjena Ampahatsiahivin'i Paoly Apostoly ny làlana nitondran'Andriamanitra ny Zanak'Israely . Ny nanafahana azy ireo tany amin'ny…

Ny maha-Izy Azy ny Teny

JAONA 1.1-8

JAONA 1.1-8

Ny maha-Izy Azy ny Teny 1-Maharitra mandrakizay Mazava tsara ny fanambaram-pinoana "tamin'ny voalohany" na koa hoe : "tany am-piandohana "…

Andriamanitra manome lova ny olony

MAHATOKY  NY TENY  VAVOLOMBELON’NY TOMPO

DEOTERONOMIA 7.1-11

Andriamanitra manome lova ny olony 1-Mitaona ny olony tsy  hifangaro amin’ny ratsy . Nanafaka ny zanak’Israely Andriamanitra ka nampiditra azy…

Andriamanitra manatanteraka ny fanekeny

SALAMO 111.1-8

SALAMO 111.1-8

Andriamanitra manatanteraka ny fanekeny Asehon'ny mpanao salamo fa ilay Andriamanitra tsara sady mpanao ny tsara dia manatanteraka ny fanekena .…

Ny Tenin’ Andriamanitra eo amin’ny fiainan’ny mino

MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON'NY TOMPO

SALAMO 119.105-112

Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny mino 1-Manoro làlana Manana ny anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainan'ny olona mino an'…

Andriamanitra Tompon’ny voninahitra

ROMANA 16.25-27

ROMANA 16.25-27

Andriamanitra Tompon'ny voninahitra 1-Mampiorina mafy amin'ny finoana Ambaran'i Paoly fa "mahay mampahery" Andriamanitra , izany hoe : mahay mampiorina mafy…

Ny asan’ Andriamanitra dia:

JOBA 37.14-24

JOBA 37.14-24

Ny asan' Andriamanitra dia: 1-Maneho ny fahalehibiazan'Andriamanitra Anankiray tanjon'i Eliho ny hitarika an'i Joba handinika tsara ny asan'Andriamanitra , hanakatra…