Mahatoky i Jesoa Kristy

1 TIMOTY 1.12-16

1 TIMOTY 1.12-16

Mahatoky i Jesoa Kristy 1-Manendry mpanompo (and12) Velom-pisaorana an'i Jesoa Kristy i Paoly Apostoly, satria isan'ny voatendry ho mpanompony hanao…

Ny olona manana ny Tenin’Andriamanitra

JOSOA 1.1-9

JOSOA 1.1-9

Ny olona manana ny Tenin'Andriamanitra 1-Mahita fandresena "Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao..." (and5) Voalaza eto fa tsy hisy hahatohitra…

Ny tenin’ny Filazantsara

1 PETERA 1.22-25

1 PETERA 1.22-25

Ny tenin'ny Filazantsara 1-Manadio ny fo " ...nodiovinareo ny fanahinareo..." (and 22). Ny fanadiovana ny fo izay itoeran'ny fitiavana dia…

Ny maha-Izy Azy ny Tenin’Andriamanitra

SALAMO 33.1-10

SALAMO 33.1-10

Ny maha-Izy Azy ny Tenin'Andriamanitra Manana anjara toerana teo amin'ny fanatanterahan' Andriamanitra ny asany ny Teniny . 1-Teny mahitsy .…

Ny tenin’ny Fahasoavana

ASA 20.32-35

ASA 20.32-35

Ny tenin'ny Fahasoavana Mananatra ny loholon'ny Fiangonana tao Efesosy i Paoly Apostoly .Handao izy , faniriany mba hisy vokany teo…

Ny Tenin’ Andriamanitra eo amin’ny mpino

LIOKA 11.27-28

LIOKA 11.27-28

Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny mpino Rehefa nahita ny asa lehibe nataon'i Jesoa ity vehivavy ity dia resy lahatra ka…

Andriamanitra marina

SALAMO 119.137-144

SALAMO 119.137-144

Andriamanitra marina Ny fahamarinan' Andriamanitra dia tsapan'ny mpanompony amin'ny fahatanterahan'ny teniny . 1-Teny mahitsy Izay rehetra ambaran'Andriamanitra ao amin'ny Teniny…

Ny olona manana ny Tenin’ Andriamanitra

2TANTARA 23.1-11

2TANTARA 23.1-11

Ny olona manana ny Tenin' Andriamanitra 1-Miverina amin'ny faneken' Andriamanitra Noho ny zava-misy niainan'ny mponin'i Joda dia nitsangana i Joiaida…

Ny didy sy fitsipika nomen’ Andriamanitra

MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO

DEOTERONOMIA 4.1-8

Ny didy sy fitsipika nomen’ Andriamanitra Antoky ny fahaveloman’ny olony Miantso ny olona  hihaino sy hankao  ny didy sy fitsipika …