Ny adidy napetraka amin’ny olom-boahosotra
ISAIA 61.1-7
ISAIA 61.1-7
Ny adidy napetraka amin'ny olom-boahosotra 1-Hitory teny soa mahafaly Ny olom-boahosotra lazaina eto dia ny Mesia izay itoeran'ny Fanahin'i Jehovah…
ISAIA 61.1-7
ISAIA 61.1-7
Ny adidy napetraka amin'ny olom-boahosotra 1-Hitory teny soa mahafaly Ny olom-boahosotra lazaina eto dia ny Mesia izay itoeran'ny Fanahin'i Jehovah…
LIOKA 12.8-12
LIOKA 12.8-12
Ilay Andriamanitra mahatoky 1-Miandany amin'izay manaiky Azy Nambaran'i Jesoa fa tsy maintsy hiaritra fahoriana sy fanenjehana ireo mpianany , noho…
JAONA 14.15-26
JAONA 14.15-26
Ny asan'ny Fanahy Masina ao am-pon'ny olona "Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra…
KOLOSIANA 1.9-14
KOLOSIANA 1.9-14
Inona no sitrapon' Andriaanitra tiany hivelomanao anio? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
EZEKIELA 11.1-12
EZEKIELA 11.1-12
Ny tena Mpaminany marina 1-Sahy manambara ny fahadisoan'ny olona "Maminania ny hamelezana azy , eny maminania ry zanak'olona"(and4).Tsy voatery ho…
JAONA 15.26-27
JAONA 15.26-27
"Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara..." (and27) Hafatra roa lehibe no ampitaina amintsika fiangonana: 1-Satria nahita sy nandre ianareo. Mitodika…
1 KORINTIANA 2.11-16
1 KORINTIANA 2.11-16
Ny olona nandray ny Fanahy Masina 1-Mahalala ny sitrapon' Andriamanitra Izay nandray ny Fanahy Masina no afaka hahalala ny tombotsoa…
JOELA 3.1-5
JOELA 3.1-5
Ny fanomezana ny Fanahy Masina 1-Ho an'ny olona rehetra Tsy anavahana sokajin'olona ny fanomezana ny Fanahy Masina. Fampanantenana omen' Andriamanitra…
MPITSARA 6.33-40
MPITSARA 6.33-40
Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Miaraha miasa Gideona no nantsoin' Andriamanitra hanehoany ny heriny ka hanafahana ny Israely amin'ny fampahorian'ny…
ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14
ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14
Ny olona mankato ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Tsy manavakavaka olona Ren'ny Apostoly sy ny mpino tany Jodia fa efa nandray…