Ny asan’ny Fanahy Masina

JAONA 16.5-1

JAONA 16.5-1

Ny asan'ny Fanahy Masina Handao ny mpianatra i Jesoa . Ireo mpianatra ireo no hanohy asany eto anivon'izao tontolo izao…

Ny olona tarihan’ny Fanahy Masina

LIOKA 4.1-13

LIOKA 4.1-13

Ny olona tarihan'ny Fanahy Masina 1-Manaiky ny fitondran'ny Fanahy Masina "Feno ny Fanahy Masina " i Jesoa . Niasa teo…

Ny olona tarihin’ ny Fanahin’ Andriamanitra

2 TANTARA 20.14-17

2 TANTARA 20.14-17

Ny olona tarihin' ny Fanahin' Andriamanitra Tamin'ny andron'i Josafata mpanjakan'i Joda dia nitsangana hiady taminy ny Moabita sy ny namany…

Ny olona nomen’Andriamanitra ny Fanahiny

EZEKIELA 37.1-14

EZEKIELA 37.1-14

Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Mankato an'Andriamanitra Rehefa nomen'Andriamanitra ny Fanahiny ny mpaminany dia nentiny tamin'ny lohasaha feno taolana.Toa tsy…

Ny olona manana ny Fanahin’Andriamanitra

1 JAONA 4.12-16

1 JAONA 4.12-16

Ny olona manana ny Fanahin'Andriamanitra 1-Miaina amin'ny fitiavan'Andriamanitra Ny porofo iray izay maneho fa manana an'Andriamanitra na itoeran'Andriamanitra amin'ny alalan'ny…

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny olom-boafidy

1 SAMOELA 10.1-8

1 SAMOELA 10.1-8

Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny olom-boafidy Ny nanosoran'i Samoela an'i Saoly ho mpanjakan'Israely no Soratra masina voalahatra ho antsika.Nambaran'i…

Ny andraikitry ny mpisorona

ROMANA 15.14-21

ROMANA 15.14-21

Ny andraikitry ny mpisorona 1-Manao fanompoampivavahana "...mba ho mpanompon'i Kristy Jesoa ho an'ny Jentilisa aho ka manao fanompoampivavahana amin'ny itoriako…

Mitandrema ianareo @ mpaminany sandoka !

MIKA 3.5-8

MIKA 3.5-8

Mitandrema ianareo @ mpaminany sandoka ! 1-Ny toetran'ny mpaminany sandoka sy ny fanaony : Misandoka ho mpitondra ny hafatr'Andriamanitra izy…

Ny olona hitoeran’ny Fanahin’Andriamanitra.

JOBA 27.1-7

JOBA 27.1-7

Ny olona hitoeran'ny Fanahin'Andriamanitra. 1-Mahazaka fahoriana ny bokin'i Joba dia mitantara lehilahy iray izay lazaina fa marina sy mahitsy sady…

Ny mariky ny maha-kristiana

ROMANA 8.9-17

ROMANA 8.9-17

Ny mariky ny maha-kristiana 1-Onenan' ny Fanahin' Andriamanitra Ny teny hoe: "mitoetra" dia milaza fonenana maharitra ao amin'ny toerana iray.…