Ny olona mandray ny Fanahy Masina  

ANKATOAVY  NY  FITARIHAN’NY  FANAHY  MASINA

JAONA 3.1-8

Ny olona mandray ny Fanahy Masina   Nandre ny fampianarana nataon’i Jesoa i Nikodemosy. Te-hamantatra ny làlam-pamonjena izy. Indro  ,…

Ny Fanahy Masina

ASA 2.1-13

ASA 2.1-13

Ny Fanahy Masina Toe-javatra nitranga tamin'ny andron'ny Pentekosta , izay nanatanterahan'i Jesoa Kristy ny teny fampanantenany , ka nanomezany ny…

Ny olona mandeha araka ny Fanahy

GALATIANA 5.16-26

GALATIANA 5.16-26

Ny olona mandeha araka ny Fanahy Mitaona ny fiangonana tao Galatia mba hiaina amin'ny fitondrantena kristiana i Paoly Apostoly .…

Ny antony hanomezan’Andriamanitra ny Fanahiny

EZEKIELA 36.22-30

EZEKIELA 36.22-30

Ny antony hanomezan'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Fiarovana ny fahamasinany Nanamavo sy nanao tsinotsinona ny Anaran' Andriamanitra ny Zanak' Israely tamin'ny fanompoana…

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena

MATIO  12.22-30

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena “Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra  kosa no amoahako  ny  demonia, dia efa tonga aminareo  sahady …

Ny olona iasan’ny Fanahin’ Andriamanitra

NOMERY 24.1-9

NOMERY 24.1-9

Ny olona iasan'ny Fanahin' Andriamanitra Natahotra ny Zanak'Israely i Balaka mpanjakan'i Moaba ka indro niantso an'i Balama mba hanozona ny…

Olona manana ny Fanahy Masina

ASA 4.18-31

ASA 4.18-31

Olona manana ny Fanahy Masina Notsaraina teo amin'ny Synedriona i Petera sy Jaona noho ny nanasitranany ilay lehilahy malemy.Norarana tsy…

Ny Fanahin’Andriamanitra mitoetra ao amin’ny olony

2 SAMOELA 23.1-7

2 SAMOELA 23.1-7

Ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao amin'ny olony Hitantsika eto ny teny farany nataon'i Davida mpanjaka :teny izay nentiny nijoro vavolombelona tamin'izay…

Ilay Andriamanitra Tompon’ny hery rehetra

SALAMO 47.1-9

SALAMO 47.1-9

Ilay Andriamanitra Tompon'ny hery rehetra Tarihina hidera an' Andriamanitra ny olona noho ny asa lehibe efa notanterahiny izay hita sy…

Ny olona nomen’Andriamanitra ny Fanahiny

2 TANTARA 15.1-7

2 TANTARA 15.1-7

Ny olona nomen'Andriamanitra ny Fanahiny 1-Maneho ny maha- Izy Azy an' Andriamanitra Notarihan'ny Fanahin'Andrimanitra i Azaria ka tsy nisalasala izy…