« Manalavira izay teny lainga …» (and7a)

Mihavana amin’ny Tompo

EKSODOSY 23.1-11

« Manalavira izay teny lainga …» (and7a) 1-Aza miray  raharaha amin’ny tsy marina Vao  nanomboka ity taona 2020 ity dia nisy ny…

Tanteraho ny fifalian’ny Tompo

FILIPIANA 2.1-4

FILIPIANA 2.1-4

Tanteraho ny fifalian'ny Tompo Raha nanoratra ity Epistily ity ny Apostoly Paoly , dia ny mba hanasongadinana ny firaisan'ny mpino…

Mihavana ao amin’ny Tompo

1 PETERA 3.8-12

1 PETERA 3.8-12

Mihavana ao amin'ny Tompo Mamarana ny taratasy nosoratany eto i Petera ka mamintina sy mampahatsiahy izay foto-kevitra tiany ambara :…

Josafata mpanjaka

1 MPANJAKA 22.41-45

1 MPANJAKA 22.41-45

Josafata mpanjaka Mpanjaka mahitsy teo imason'ny Tompo (and43) Anisan'izay nampalaza sy nampiavaka an'i Josafata dia noho izy mpanjaka nandeha araka…

Ireo antony mahatonga ny fahatafitohinana

MARKA 9.33-50

MARKA 9.33-50

Ireo antony mahatonga ny fahatafitohinana Na dia efa nianatra tamin'i Jesoa nandritra ny telo taona aza ny Apostoly dia hita…

Tiava ny namanao

ROMANA 13.8-10

ROMANA 13.8-10

Tiava ny namanao Rehefa nanontaniana i Jesoa momba ny didy dia namaly tsotra fa ny fitiavana an' Andriamanitra sy ny…

Ny olana fahita amin’ny Fiangonana kristiana

1 KORINTIANA 6.1-8

1 KORINTIANA 6.1-8

Ny olana fahita amin'ny Fiangonana kristiana Anisan'ny Fiangonana mampasiaka an'iPaoly ny Fiangonana tao Korinto. Hita tao avokoa ny karazana olana…

Ny tena fitiavana

GENESISY 45.1-14

GENESISY 45.1-14

Ny tena fitiavana Mitantara ny fomba nihaonan' i Josefa tamin'ireo rahalahiny nivarotra azy ho andevo izao mofonaina izao .Tantara izay…