Paikadin’izay mila famonjena

MATIO 9.27-31

MATIO 9.27-31

Paikadin'izay mila famonjena 1- Misafidy an'i Jesoa Maro ny olona jamba no nisafidy hijanona eny amoron-dàlana hitady fiantrana amin'ny mpandalo…

Mpamonjy azo antoka i Jehovah

SALAMO 145.14-21

SALAMO 145.14-21

Mpamonjy azo antoka i Jehovah 1-Mijery ny olona Izy (and14-17) Davida eto no manambara ny fitantanan'Andriamanitra . Ao anatin'izany fampianarany…

Tolory famonjena ny mino

2 KORINTIANA 4.12-15

2 KORINTIANA 4.12-15

Tolory famonjena ny mino 1-Amin'ny fiombonana fijaliana amin'iKristy Hazavain'iPaoly eto amin'ny Perikopa ity fa mba hahazoantsika manome fiainana ho an'ny…

Ny olona miandrandra famonjena

GENESISY 32.4-13

GENESISY 32.4-13

Ny olona miandrandra famonjena Vakio aloha Gen 25..32-32) . Jakoba nandositra an'iEsao . 1-Mahay manetry tena Tahotra an'i Esao no…

Ireo toetra mahamendrika ny mpitondra

NEHEMIA 5.1-13

NEHEMIA 5.1-13

Ireo toetra mahamendrika ny mpitondra 1-Ny fahaiza-mihaino ny vahoakany (and 1-5) Nihaino tsara ny fitarainan' ny olona i Nehemia ,…

Fikiro ny finoana marina

KOLOSIANA 2.4-7

KOLOSIANA 2.4-7

Fikiro ny finoana marina 1-Fa aza sodokan'ny fampianarana sandoka (and4) Mampitandrina ny Kolosiana ny Apostoly Paoly eto mba haharitra amin'ny…

Mpamonjy azo antoka i Jesoa

JAONA 4.46-54

JAONA 4.46-54

Mpamonjy azo antoka i Jesoa 1-Ka manatona Azy tsy am-pisalasalana (and46-47) Ity tandapa nanan-janaka efa ho faty ity dia nitady…

Aza taitra amin’ny fanenjehana

2 TIMOTY 3.10-12

2 TIMOTY 3.10-12

Aza taitra amin'ny fanenjehana 1-Rehefa mandeha amin'ny làlana marina (and10) Lazain'i Paoly eto fa efa nandray tsara ny fampianarany ary…

izay manam-pinoana dia manana andraikitra

MARKA 7.31-37

MARKA 7.31-37

izay manam-pinoana dia manana andraikitra 1- Hitondra ny voageja ho eo amin'iJesoa (and31,32) Fantantsika eto araka ny voasoratra eto fa…