Ireo dingan’ny fanasitranana

MARKA 7.24-30

MARKA 7.24-30

Ireo dingan'ny fanasitranana Tantaran'ny zanakavavin'ilay vehivavy jentilisa sitrana ity . Avy amin'izao no hahazoantsika ireo dingana ho amin'ny fanasitranana .…

Ny olombelona araka an’i Paoly

2 KORINTIANA 4.7-11

2 KORINTIANA 4.7-11

Ny olombelona araka an'i Paoly Miresaka ny momba ny olombelona i Paoly eto : ny fahitany ny tenany eo amin'ny…

Kristiana manahaka an’i Kristy

FILIPIANA 3.17-21

FILIPIANA 3.17-21

Kristiana manahaka an'i Kristy Hoy i Paoly tamin'ny kristiana tao Korinto : "Aoka hanahaka ahy ianareo , dia tahaka no…

Lehilahy tonga amin’ny fiderana an’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 3.1-8

ASAN'NY APOSTOLY 3.1-8

Lehilahy tonga amin'ny fiderana an'Andriamanitra Lehilahy nobataina isanandro mba hangataka no tonga nidera an' Andriamanitra tao amin'ny Fiangonana , rehefa…

Ny maha- Izy Azy an’i Jesoa Kristy

JODA 24-25

JODA 24-25

Ny maha- Izy Azy an'i Jesoa Kristy Raha mamarana ny Epistily nosoratany i Joda dia namarana izany amin'ny filazana sy…

Ny maha-olom-boavonjy

ROMANA 13.11-14

ROMANA 13.11-14

Ny maha-olom-boavonjy Ny Epistily nosoratan'iPaoly ho an'ny Romana dia Epistily lehibe teo amin'ny Teolojia satria ireo ngezalahy rehetra amin'ny fandinihana…

Ny olom-boavonjy

SALAMO 108.1-13

SALAMO 108.1-13

Ny olom-boavonjy Ny Bokin'ny Salamo dia boky mampianatra antsika ny fomba fifandraisana amin' Andriamanitra. Boky mitaona ho amin'ny fanomezam-boninahitra rahateo…

Finoana miseho amin’ny asa

JAKOBA 2.14-26

JAKOBA 2.14-26

Finoana miseho amin'ny asa Anisan'ny Apostoly nanao ny asa ho zava-dehibe amin'ny asasorany Jakoba . Aminy , ny tena kristiana…

Jehovah irery ny Andriamanitra Mpamonjy mahatoky

2 MPANJAKA 19.14-19

2 MPANJAKA 19.14-19

Jehovah irery ny Andriamanitra Mpamonjy mahatoky Sankeriba fahavalo efa zatra misetrasetra , mpanjakan'i Asyria dia te- hanitatra hatrany ny fandravana…