Ny mino an’i Jesoa miatrika sedra

JAONA 6.59-71

JAONA 6.59-71

Ny mino an'i Jesoa miatrika sedra Mavesatra ny teny nambaran'i Jesoa ny amin'ny tena sy ny rany izay lazainy fa…

I Jesoa Ilay Mesia fampihavanana

ASAN'NY APOSTOLY 10.34-43

ASAN'NY APOSTOLY 10.34-43

I Jesoa Ilay Mesia fampihavanana 1-Mandrava ny fanavakavahana i Petera Apostoly izay mpitarika ny Fiangonana tao Jerosalema dia isan'ireo Apostoly…

Jesoa Mesia ho an’izao tontolo izao

JAONA 4.16-24

JAONA 4.16-24

Jesoa Mesia ho an'izao tontolo izao Resaka nifanaovan'i Jesoa tamin'ny vehivavy Samaritana no hita eto fa Mesia Izy ka :…

Ny olona mihaona amin’i Jesoa Mesia dia :

JAONA 1.35-51

JAONA 1.35-51

Ny olona mihaona amin'i Jesoa Mesia dia : 1-Manaiky ny fanambarana momba Azy I Jaona mpanao batisa no manambara momba…

Ny fanantenana kristiana

ROMANA 8.18-25

ROMANA 8.18-25

Ny fanantenana kristiana Anisan'izay mampiavaka ny kristiana eto amin'izao tontolo izao ny fanantenana . Noho ny finoana an'i Jesoa Kristy…

Kristiana manantena fanavotana

LIOKA 21.25-28

LIOKA 21.25-28

Kristiana manantena fanavotana Filazan'i Jesoa mialoha ny handravan'ny Romana an'i Jerosalema izao Lioka 21 izao . Fandravana mahatsiravina ka hahavery…

Jesoa Kristy Mpampianatra

MATIO 5.1-12

MATIO 5.1-12

Jesoa Kristy Mpampianatra Ity fampianarana nataon'i Jesoa teny an-tendrombohitra ity dia maneho ny maha- Mpampianatra Azy . Anisan'izay nampiavaka an'i…

Andriamanitra miaro ny Tompo

 SALAMO 121 .1-8

Andriamanitra miaro ny Tompo Ny  Salamo  dia anisan’ny asa soratra  maneho ny  fifandraisana feno  amin’Andriamanitra . Asa soratra fanehoam-pahatokiana an’Andriamanitra koa…

Tsara ny Tompo

FITOMANIANA 3.25-27

FITOMANIANA 3.25-27

Tsara ny Tompo Boky nosoratan'ny Jiosy iray nahita ny fidiran'ny miaramila Babyloniana tao Jerosalema ny bokin'ny Fitomaniana . Hitany ny…

Nandresy ny fahavalony i Asa mpanjaka

2 TANTARA 14.10-14

2 TANTARA 14.10-14

Nandresy ny fahavalony i Asa mpanjaka Asa dia mpanjaka niavaka teto amin'ny Joda mpanjaka natahotra an'Andriamanitra izy . Nanao izay…