Tafatoetra ao amin’Andriamanitra ve ianao ?

Mofonaina anio: Talata, faha 02 Novambra 2021

FITOMANIANA 3.22-27

FITOMANIANA 3.22-27
22 [HETA] Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany. 23 Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao. 24 Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho. 25 [TETA] Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy. 26 Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana. 27 Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy.

Tafatoetra ao amin’Andriamanitra ve ianao ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ny mpanompon’Andriamanitra dia manao...

Alatsinainy, 25 Oktobra 2021

2 Korintianina 8. 16 – 24 « Fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason’ny…

Ny batisa dia

Alarobia, 1 Septambra 2021

Amin’ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina…

Mpiandry ondry manao ahoana no tadia...

Asabotsy, 21 Aogositra 2021

Misy iraka ampanaovina ny loholona izay hiantefan’ny teny eto: « andraso ny ondrin’Andriamanitra ». Raha ny fahazaran’ny…