Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra

ZEFANIA 3.14-20

ZEFANIA 3.14-20

Ny fotoam-pamonjen’ Andriamanitra 1-Fotoana ifaliana Noho ny fivadibadihan’ny Zanak’ Israely tamin’ Andriamanitra dia nofaiziny izy ireo, ka niharan’ny fitsarany .Eto…

Ny irak’Andriamanitra no mitondra famonjena

EKSODOSY 33.12-18

EKSODOSY 33.12-18

Ny irak’Andriamanitra no mitondra famonjena  1-Mangetaheta fahalalana ny sitrapon’Andriamanitra  Mosesy no fitaovana teo am-pelatànan’Andriamanitra  hitondra ny fikambanamben’ny Israelita eto .Nanana…

Ny olona matoky an’Andriamanitra

JAKOBA 4.13-20

JAKOBA 4.13-20

Ny olona matoky an'Andriamanitra 1-Mametraka ny fiainany eo aminy "fa aleo manao izao : Raha sitrapon'ny Tompo , ka velona…

Ny toetra ankasitrahan’Andriamanitra

OHABOLANA 14.29-35

OHABOLANA 14.29-35

Ny toetra ankasitrahan'Andriamanitra 1-Manampy ny mahantra "izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny mpanao azy , fa ny mamindra…

Ny olona avy amin’Andriamanitra

JAONA 7.14-24

JAONA 7.14-24

Ny olona avy amin'Andriamanitra 1-Milaza ny fahamarinan'Andriamanitra "...fa izay mitady ny voninahitr' izay naniraka azy no marina ary tsy misy…

Andriamanitra manitsy ny olony

2 SAMOELA 12.7-15

2 SAMOELA 12.7-15

Andriamanitra manitsy ny olony 1-Manambara ny fahadisoany "koa nahoana ianao no nanamavo ny Tenin'i Jehovah ka nanao izay ratsy teo…

Jesoa Kristy miantso ny olona rehetra

MATIO 9.9-13

MATIO 9.9-13

Jesoa Kristy miantso ny olona rehetra 1-Miombona aina amin'ny mpanota "Ary raha nipetraka nihinana tao an-trano Izy , indreo nisy…

Andriamanitra manitsy ny olona

2 MPANJAKA 24.1-6

2 MPANJAKA 24.1-6

Andriamanitra manitsy ny olona 1-Manamarina ny tenin'ny Mpaminany "...araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony " (and2) Tamin'ny…

Ny olona nofidian’Andriamanitra

1 TIMOTY 1.12-22

1 TIMOTY 1.12-22

Ny olona nofidian'Andriamanitra 1-Mahatsiaro ny faharatsiany "ary izaho izay mpiteny ratsy fahiny sady mpanenjika ny mpampahory kanefa ..."(and13) Rehefa tonga…