Ny olona mijoro amin’ny finoana
I Petera 4:1-6
Ny olona mijoro amin'ny finoana 1-Mandresy ny fahotana "Fa Izay niaritra tamin'ny nofo dia efa afaka amin'ny ota" (and 1).…
I Petera 4:1-6
Ny olona mijoro amin'ny finoana 1-Mandresy ny fahotana "Fa Izay niaritra tamin'ny nofo dia efa afaka amin'ny ota" (and 1).…
Romana 11: 13-21
Romana 11: 13-21
Ny fifandraisana amin'ny Tompontsika 1- Ananany fahefana feno ny hitohizany na tsia. "Marina ihany izany, ny tsy finoany no nanapahana…
I Tesaloniana 5. 23 - 28
Ny olona nantsoin’ Andriamanitra 1- Hamasininy «Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka” (and. 23) Firariantsoa na…
Matio 28 16-20
Matio 28 16-20
Jesoa Kristy maniraka ny mpianany 1- Manome baiko azy hampianatra «koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra (and.…
Ezekiela 3. 4 - 14
Ezekiela 3. 4 - 14
Andriamanitra maniraka ny olom-boafidiny 1-Mampahery azy "ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny fa taranaka maditra izy" Nirahin'Andriamanitra…
1 SAMOELA 10.17-27
1 SAMOELA 10.17-27
Ny Mpanjaka eo amin'ny firenena 1-Andriamanitra no mifidy azy "Hitanareo va izay nofidin'i Jehovah , fa tsy misy tahaka azy…
DEOTERONOMIA 10.12-19
DEOTERONOMIA 10.12-19
Ny olona nofidin'Andriamanitra "koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony ianareo" (and16) .Efa zatra ary nanaja ny fitsipika…
LIOKA 6.12-16
LIOKA 6.12-16
Jesoa Kristy mifidy mpianatra 1-Mivavaka "ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy" (and12) .Nitokana tanyan-tendrombohitra nivavaka nandritry ny alina…
"… satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena … » (and. 13)Nisaotra an'Andriamanitra i Paoly Apostoly satria isan'ny olom-boafidin’Andriamanitra ireto Kristiana tany Tesalonika ireto. Ny tanjon'izany fifidianan’Andriamanitra izany, dia famonjena amin'ny alalan’ny finoana sy ny fanamasinan’ny Fanahy Masina. Araka izany, matoa miantso sy mifidy olona Andriamanitra dia tiany hiorina amin'ny finoana an'i Jesoa Kristy izany olona izany ka ho isan'ny olom-boavonjy. Mikendry famonjena ny antso sy ny fifidianan'Andriamanitra. Ka izay rehetra mandray izany antso sy fifidianana izany amin’ ny finoana an’i Jesoa Kristy no ho voavonjy. Koa aoka tsy hisaraka amin'ny finoana an’i Jesoa Kristy ny famaliana ny antso sy fifidianan’ Andriamanitra.
Ny fifidianan'Andriamanitra 1- Andraisana famonjena "… satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena … » (and. 13) Nisaotra…
I Tantara 28:1-7
Ny olona hanao ny asan'Andriamanitra 1. Andriamanitra no mifidy azy "Solomona zanakao no hanao ny tranoko sy ny kianjako, fa…