Mazava Andriamanitra ary manana fahazavana

1 JAONA 1.1-10

1 JAONA 1.1-10

1-Mazava Andriamanitra ary manana fahazavana Ny vontoatin-kevitra tian'ny mpanoratra ampitaina eto dia ny fananana sy fiainan'io Andriamanitra io tanteraka izany…

Mitoria teny amin’ny firenena rehetra

MATIO 13.24-30

MATIO 13.24-30

Mitoria teny amin'ny firenena rehetra 1-Tsy ilaozam-pahavalo ny Filazantsara Tamin'izao fanoharana nataon'i Jesoa izao no ahitana ireto singa telo lehibe…

Mitoria ny teny amin’ny firenena

ASAN'NY APOSTOLY 14.1-10

ASAN'NY APOSTOLY 14.1-10 Mitoria ny teny amin'ny firenena Ny fitoriana ny Filazantsara dia : 1-Mitaona ny olona rehetra Raha niditra…

Ny mpitondra teny soa mahafaly

JONA 3.1-10

Ny mpitondra teny soa mahafaly 1-Manaiky hitondra ny hafatr'Andriamanitra Nantsoina fanindroany i Jona mba hanambara ny hafatra avy amin'Andriamanitra hoan'ny…

Ny fitoriana ny Filazantsara dia :

KOLOSIANA 1.24-29

KOLOSIANA 1.24-29

Ny fitoriana ny Filazantsara dia : 1-Fanekena hijaly mba ho famonjena ny hafa Raha vakina tsara araka ny fehin-kevitra misy…

Ny fanoherana an’i Amosa

AMOSA 7.10-17

AMOSA 7.10-17

Fanontaniana : Inona no sarotra teo amin'ny asanao ka nahatsiarovanao ho irery ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Ny mpanompo resy lahatry ny Filazantsara

ROMANA 15.14-21

ROMANA 15.14-21

Ny mpanompo resy lahatry ny Filazantsara 1-Mampahatsiahy ireo izay efa mahalala an'i Kristy (and 14,15) Fomban'i Paoly Apostoly ny manoratra…

Jesoa Kristy dia

MATIO 4.23-25

MATIO 4.23-25

Jesoa Kristy dia 1-Miasa ho an'ny vahoaka (and25) Nandeha eran'i Galilia Jesoa ary niasa. Nampianatra tao amin'ny Synagoga Izy ,…

Ny tena mpanompon’Andriamanitra

SALAMO 96.10

SALAMO 96.10

Ny tena mpanompon'Andriamanitra 1-Mitaona ny olona hidera an'Andriamanitra Mitaona ny olona hidera an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fihirana ny mpanao salamo eto…

Marina ny Tenin’Andriamanitra

NAHOMA 2.1-3

NAHOMA 2.1-3

Marina ny Tenin'Andriamanitra 1-Milaza fammpanantenana (and1) Fanafahana no kendren'Andriamanitra hotanterahina eto. Mahavelombolo ny fanantenana ho an'ny Joda . Nasainy hitandrina…