Izay mankalaza ny Mpamonjy…
Jaona 13:31-35
Jaona 13:31-35
Izay mankalaza ny Mpamonjy... Jesoa Kristy rehefa avy nanasa ny tongotry ny mpianatra dia niara- nisakafo tamin'izy ireo ary dia…
Jaona 13:31-35
Jaona 13:31-35
Izay mankalaza ny Mpamonjy... Jesoa Kristy rehefa avy nanasa ny tongotry ny mpianatra dia niara- nisakafo tamin'izy ireo ary dia…
1 Tantara 16. 4-14
1 Tantara 16. 4-14
Ataovy tsara ny fankalazana an'Andriamanitra Nifaly ny zanak'Israely satria tonga tao Jerosalema ny fiaran'ny faneken'i Jehovah. Mahatsiaro sy mahatsapa ireto…
Na dia nadinina sy nosakanana tsy hanao ny asa nanirahan’i Jesoa Kristy azy intsony aza i Petera sy Jaona dia…
Miavaka ny olona miara-dia amin’i Jesoa Kristy Na dia nadinina sy nosakanana tsy hanao ny asa nanirahan’i Jesoa Kristy azy…
JAONA 17.1-5
JAONA 17.1-5
Ny fankalazana tian'i Jesoa Ny vavak'i Jesoa Kristy amin'ny maha-Mpisorona Azy no hitantsika eto amin'ity Jaona 17 ity. Ny and…
2 MPANJAKA 19.8-19
2 MPANJAKA 19.8-19
Miorena tsara ! Mampihorohoro sy manao teny fihantsiana ny fahavalo,fa hoe : tsy misy maharesy azy ,na dia ny Andriamanitry…
SALAMO 30.1-12
SALAMO 30.1-12
Misaora an'Andriamanitra noho ny famonjeny 1-Manafaka amin'ny herin'ny fahafatesana Izy Nanalokaloka ny fahafatesana,toa efa nilaozana ny tontolon'ny fiainana satria efa…
Apokalypsy 20.11-15
Apokalypsy 20.11-15
Amin’ny andro farany dia samy mbola ho tsaraina araka ny asany avy ny olona. Nampahitana an’i Jaona izay toe-javatra mbola…
MATIO 25.31-46
MATIO 25.31-46
Manaova ny tsara ! 1-Mba ho isan'ny mpandova ny fanjakan'Andriamanitra (34-40) Finoana ao an-tsain'ny olona ny hoe:"hanao asa soa aho…
LIOKA 2.8-12
LIOKA 2.8-12
Jesoa Kristy , Vaovao mahafaly ho an'ny olona rehetra 1-Mitondra fifaliana ho an'ny olona rehetra "Aza matahotra fa indro milaza…
Filipiana 2. 12-18
Filipiana 2. 12-18
Raha najoron'Andriamanitra eto amin'izao tontolo izao ny fiangonany dia manana ny tanjony amin'izany Izy dia ny hitory ny Filazantsara amin'ny…