Ho avy ny Tompo!

Jeremia 8.4-7

Jeremia 8.4-7

Ho avy ny Tompo! Dia mbola hanao ratsy ve isika ? Nahakivy ny Tompo ny zavatra niainan'ny olona tamin'ny andron'i…

Ho avy ny Tompo !

1 Tesaloniana 4.13-18

1 Tesaloniana 4.13-18

Ho avy ny Tompo ! Hisy zava-droa loha hiavaka tsara amin'izany: Fotoam-pifaliana izany. « ...Isika izay velona ka mbola mitoetra…

« Aiza ny teny fikasana ny amin’ny fiaviany? »

2 Petera 3. 1-4

2 Petera 3. 1-4

« Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fiaviany? » Fanontaniana napetraky ny olona tamin'ny andro nanoratan'i Petera ny Epistiliny izany.…

Ho avy ny Tompo!

Matio 24. 29-31

Matio 24. 29-31

Ho avy ny Tompo! Ahoana no hanatanterahana izany? Rehefa afaka izany androm -pahoriana izany, dia hisy korontana, ary hiseho eny…

Ho avy ny Tompo

1 Tesaloniana 2.13-20

1 Tesaloniana 2.13-20

Ho avy ny Tompo Efa nomanina ho amin'izany isika I .Voalazan'i Paoly eto fa nisy ny fampianarana sy fitaizana nataony…

Rehefa tonga ny Tompo dia hanolotra ny fiadanany

Lioka 2.21-32

Lioka 2.21-32

Rehefa tonga ny Tompo dia hanolotra ny fiadanany Maro isika no miandrandra ny fiavian'ny Tompo satria fotoana andraisan'ny Tompo izay…

Vonona ve ianao hitsena ny Tompo?

Zefania 1.14-18

Zefania 1.14-18

Vonona ve ianao hitsena ny Tompo? Hisy andro mahory ary efa antomotra, hoy Zefania raha manambara izany. Akaiky dia akaiky…

Famantarana ny fiavian’ny Tompo

Joba 36.26-33

Joba 36.26-33

«Ny fikotrokotrony dia manambara Azy, ary ny omby aman'ondry koa aza milaza ny hihaviany» (Job 36.33) « Manambara ny fiavian…

Ho avy tampoka ny Tompo !

Malakia 3. 1-4

Malakia 3. 1-4

Ho avy tampoka ny Tompo ! Nefa hisy iraka hialoha AzyIo iraka irahiny io no hanamboatra ny làlana eo anoloany,…

Ny fankalazana tian’i Jesoa

JAONA 17.1-5

JAONA 17.1-5

Ny fankalazana tian'i Jesoa Ny vavak'i Jesoa Kristy amin'ny maha-mpisorona Azy no hitantsika eto amin'ny Jaona 17. Ny and1-5 dia…