Ny “fahazazana » sy ny “fahalehibeazana » ara-panahy

Galatiana 4.1 - 7

Galatiana 4.1 - 7

Ny “fahazazana" sy ny “fahalehibeazana" ara-panahy Fanoharana no ampiasain'i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin'ny Kristiana: 1-Ny fahazazana (and.1-3)…

Ny foko mankalaza ny Tompo…

Lioka 1.46-56

Lioka 1.46-56

Ny foko mankalaza ny Tompo... Ny antony nahatonga an'i Maria renin'i Jesoa hankalaza an'Andriamanitra no hitantsika amin'ity anio ity: 1-…

Midera an’Andriamanitra! « Haleloia! »

Salamo 113. 1-9

Salamo 113. 1-9

Midera an'Andriamanitra! "Haleloia!" Izany antso izany no fiantombohana sy fiafaran' ity Salamo ity, izay azo adika hoe: "Miderà an'i Jehovah"…

Ankalazao ny Mpamonjy!

Salamo 57. 7- 11

Salamo 57. 7- 11

Ankalazao ny Mpamonjy! Nahoana no tsy maintsy mankalaza Azy isika? 1- Andriamanitra be famindrampo Izy. Voalaza fa i Davida no…

Ny fifandraisan’ny samy Kristiana

Romana 15.7-12

Romana 15.7-12

Ny fifandraisan'ny samy Kristiana "Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo koa ho voninahitr'Andriamanitra" (and 7) 1- Ho tahaka…

Ankalazao ny Mpamonjy!

Daniela 4.25- 34

Daniela 4.25- 34

Ankalazao ny Mpamonjy! 1- Mampietry ny mpiavonavona lzy (and.25 - 30) Nambaran'i Daniela tamin'i Nebokadnezara mpanjaka ny hevitry ny nofiny,…