Ny tokony ho toetran’ny mpanompon’Andriamanitra

Isaia 42.1-4

Isaia 42.1-4

Ny tokony ho toetran'ny mpanompon'Andriamanitra 1- Manetry tena (and 1-3) Faminaniana ny amin'i Kirosy faharoa izay mpanjaka nanafaka ny vahoaka…

Ny tokony ho toe-panahin’ny tanora kristiana

Timoty dia hafaran'i Paoly eto mba ho fitaratra amin'ny hatsarana amin'ny lafim-piainana rehetra, satria ny olana matetika amin'ny tanora dia…

Ny tokony ho toe-panahin'ny tanora kristiana 1- Fitaratra amin'ny hatsarana amin'ny toe-panahy (and 12) Timoty dia hafaran'i Paoly eto mba…

Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra

Salamo 34.11-22

Salamo 34.11-22

Iaino ny toe-panahy araka an'Andriamanitra 1. Arovy ny lelanao amin'ny ratsy. Izay ambara eto dia mitaona antsika tsy hiteny fitaka,…

Raha misy fikasàna ao anatinao!

1 Korintiana 14.12-19

1 Korintiana 14.12-19

Raha misy fikasàna ao anatinao! « Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny…

Toe-panahy kristiana

Marka 10.17-27

Marka 10.17-27

Toe-panahy kristiana 1. Mankamamy ny didin'Andriamanitra Ny tompo dia manambara fa sitrany tokoa raha mamatatra ny didiny isika mba hahafahantsika…

laino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra

Deoteronomia 4.5-8

Deoteronomia 4.5-8

laino ny toe-panahy araka an'Andriamanitra 1. Dia hiavaka ianao (and,5-6) Napetrak'Andriamanitra sy natolony ho an'ny olony tamin'ny alalan'i Mosesy ny…