Ny fivavahana ankasitrahan’Andriamanitra

Isaia 58.6-12

Isaia 58.6-12

Ny fivavahana ankasitrahan'Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin'ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin'ny lafin-javatra samihafa no íantefan'ny hafatra…

Ny fiainan’ny mpino Kristiana

Romana 5. 1-5

Romana 5. 1-5

Ny fiainan'ny mpino Kristiana 1- Mihavana amin'Andriamanitra Noho ny finoana an'i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin'ny maty dia tonga…

Ny mpino manoloana ny voninahitr’Andriamanitra

Isaia 6. 1-8

Isaia 6. 1-8

Ny mpino manoloana ny voninahitr'Andriamanitra Nanaiky ho irak'Andriamanitra i Isaia rehefa nahita ny voninahiny. Tsy maintsy nanetry tena sy niaiky…

Mandray fananarana ny manetry tena

Ohabolana 29.15-23

Ohabolana 29.15-23

Mandray fananarana ny manetry tena Tena ilaina ny fananarana ny zanaka mba handraisany ny tena fiainana araka an'Andriamanitra. Asongadin'ity mofonaina…

Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao

Mpitoriteny 2. 4-11

Mpitoriteny 2. 4-11

Manetre tena fa zava-poana ny ezaka ataonao Zava-poana ny fiainana eto an-tany. Noho izany dia mahaiza manetry tena ka hibanjina…

Fanetren-tena mampiavaka ny olon’Andriamanitra

Fanetren-tena mampiavaka ny olon'Andriamanitra: 1- Mandrindra ny fihavanana Miara-miaina ao anatin'ny fiarahamonina ny olona araka ny sokajin-taonany. Mitaona ny tanora…

Ny toe-po hifandraisana amin’ Andriamanitra

Lioka 18.9-14

Lioka 18.9-14

Ny toe-po hifandraisana amin' Andriamanitra Fomba nentin'ilay Fariseo sy ilay mpamory hetra nivavaka tamin' Andriamanitra no asehon'ny Soratra Masina ho…

Manetry tena manoloana ny antson’ Andriamanitra

Marka 1.1-8

Marka 1.1-8

Manetry tena manoloana ny antson' Andriamanitra Ny asa fanompoana notanterahin'i Jaona mpanao Batisa no manomboka ny Filazantsara araka an'i Marka.…

Mpino manetry tena

Joba 22. 21-30

Joba 22. 21-30

Mpino manetry tena Teny nataon'i Elifaza tamin' i Joba teo anoloan'ny fizahan- toetra nihatra taminy ity, izay mampitodika antsika ho…