Lehibe ny fiandrianan’Andriamanitra.
Sal 111.1-5 / HF 45/ Vavaka / Mofonaina/ Vavaka / HF 3
Salamo 111.1-10
Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra. 1- Asehony amin'ny alalan'ny asany mahagaga (and.2,3) Raha mandinika sy misaina ny zavatra rehetra noharian' Andriamanitra isika…