Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo

Vavolombelon'ny fanekeny ny Tompo

Lioka 24.44-53

Vavolombelon'ny fanekeny ny Tompo Lioka 24.44-53 Ireo vavolombelona manambara ny Tompo Rehefa nitsangana tamin'ny maty ny Tompo dia niseho indray…

Manorina ny fanekeny Andriamanitra

VAVOLOMBELON 'NY FANEKENY  NY TOMPO

Genesisy 9.8-17

Manorina ny fanekeny Andriamanitra 1- Fanekem-pihavanana amin'izay mino Azy 2-Fanekena amin'ny taranaka fara mandimby Hoy ny Tompo :"Indro Izaho manorina …

Aza matahotra !

VAVOLOMBELONA MAHATOKY  NY TOMPO

Eksodosy 4.1-8

Aza matahotra ! 1-Ampy ho antsika ny teniny "sambatra  kosa izay tsy nahita nefa nino 2-Manome famantarana ampy  ho antsika…

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

LIOKA 4.23-30

Vavolombelona mahatoky ny Tompo LIOKA 4.23-30 Mijoro vavolombelona i Jesoa Fanontaniana: Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM

 Vavolombelona mahatoky ny Tompo

 

ISAIA 45.20-25

  ISAIA 45.20-25 Vavolombelona  mahatoky ny Tompo   Andriamanitra manambara  ny tenany ny Tompo . Fijoroana  ho vavolombelona miezinezina  ny…

Vavolombelona  mahatoky ny Tompo

Vavolombelona  mahatoky ny Tompo

2 Korintiana 1.17-20

Vavolombelona  mahatoky ny Tompo 2 Korintiana 1.17-20 Ny fanapariahana  ny Filazantsaran’i Kristy   1-Mitaona  antsika  tsy hanao kitoatoa na hisalasala…

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

1 Jaona 5.18-21

Vavolombelona mahatoky ny Tompo 1 Jaona 5.18-21 Ny Zanak' Andriamanitra 1- Mankahala fahotana (and 18-19 ) 2-Miaro tena amin'ny sampy…

Vavolombelona mahatoky  ny Tompo

Vavolombelona mahatoky  ny Tompo

Isaia 46.3-7

Vavolombelona mahatoky  ny Tompo Isaia 46.3-7 Mahatoky sy tsy miova ny Andriamanintsika 1-Manasa antsika hihaino Azy Izy 2-Mahatoky amin'ny famonjeny…

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Vavolombelona mahatoky ny Tompo

Jaona 5.19-23

Vavolombelona mahatoky ny Tompo Jaona 5.19-23 Vavolombelona amin'ny tenany i Jesoa 1-Ambarany  fa iray  ihany Izy  sy ny Ray amin'ny…