Andriamanitra miantso ny olona…
(Sal 101. 1-3 / Hira21.1, 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 18)
Romana 9. 19-26
Andriamanitra miantso ny olona… 1- Mamindra fo aminy «Andriamanitra …dia be fahari-po ka nandefitra tamin'izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,…