Miverena amin’ Andriamanitra ry Israely mpiodina

MIVERENA AMIN'NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

JEREMIA 3.11-17

Miverena amin' Andriamanitra ry Israely mpiodina Andriamanitra fitiavana tokoa ny Tompo. Na dia niodina taminy aza ny Zanak' Israely dia…

Izay manana ny Tenin’ny Tompo

APOKALYPSY 22.6-9

APOKALYPSY 22.6-9

Izay manana ny Tenin'ny Tompo 1-Mampiomana ny hafa amin'ny fiverenany (and7) Eto dia ampiomanina amin'ny fiavian'ny Tompo ny kristiana ,…

Ny olona manana ny Tenin’i Kristy

KOLOSIANA 3.16-17

KOLOSIANA 3.16-17

Ny olona manana ny Tenin'i Kristy 1-Mifananatra amin'ny fifaliana (and16) Sady asaina mifananatra amin'ireo karazan-kira samihafa ny olona manana ny…

Ny fitandremana ny didin’Andriamanitra

DEOTERONOMIA 6.16-25

DEOTERONOMIA 6.16-25

Ny fitandremana ny didin'Andriamanitra 1-Mitondra filaminana (and18-19) Raha mitandrina tsara ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika nomen' Andriamanitra…

Ny Tenin’i Jesoa Kristy

APOKALYPSY 21.1-8

APOKALYPSY 21.1-8

Ny Tenin'i Jesoa Kristy 1-Mitondra fanavaozana (and5) Ny tabernakely izay manambara ny fanatrehan' Andriamanitra sy ny fiangonan'ny olona voavidin'ny Ran'i…

Jesoa Kristy irak’ Andriamanitra Ray

JAONA 17.6-19

JAONA 17.6-19

Jesoa Kristy irak' Andriamanitra Ray 1-Fantatra amin'ny finoana ny teniny (and8) Nirahin'Andriamanitra Ray tety an-tany i Jesoa Kristy zanany mba…

Andriamanitra mpanjaka

SALAMO 93.1-5

SALAMO 93.1-5

Andriamanitra mpanjaka 1-Be voninahitra (and4) Tononkira fanomezam-boninahitra an' Andriamanitra Mpanjaka noho ny famonjeny sy ny fanafahany ny vahoaka Jiosy avy…

Ny teni-vavolombelon’ny Tompo

2 MPANJAKA 23.1-3

2 MPANJAKA 23.1-3

Ny teni-vavolombelon'ny Tompo 1-Ambara amin'ny olona rehetra (and2) Rehefa hita tao an-tranon'i Jehovah ny bokin'ny lalàna dia novoriana ny mponina…

Ny lalàn’ Andriamanitra

SALAMO 19.7-11

SALAMO 19.7-11

Ny lalàn' Andriamanitra 1-Manambara ny fitiavany (and7) Ny hevitry ny andianteny hoe: "mamelombelona ny fanahy" dia manana ny fomba fisainana…

Ny mpanompo tsaran’i Kristy

1 TIMOTY 4.6-16

1 TIMOTY 4.6-16

Ny mpanompo tsaran'i Kristy 1-Manda ny fampianarandiso (and8) Tamin'ny andro izay nanoratan'i Paoly tamin'i Timoty ity taratasy ity dia nisy…