Kristiana miverina amin’ny fitiavana voalohany
Apokalipsy 2 : 1 - 7
Apokalipsy 2 : 1 - 7
Kristiana miverina amin'ny fitiavana voalohany Tenin'i Jesoa ho an'ny fiangonana tao Efesosy ity. Ny Kristiana tao amin'ny fiangonana dia ambaran'i…
Apokalipsy 2 : 1 - 7
Apokalipsy 2 : 1 - 7
Kristiana miverina amin'ny fitiavana voalohany Tenin'i Jesoa ho an'ny fiangonana tao Efesosy ity. Ny Kristiana tao amin'ny fiangonana dia ambaran'i…
HOSEA 7.10-16
HOSEA 7.10-16
Miverina amin'i Jehovah mba tsy ho ringana Eto amin'izao perikopa izao dia ambaran'ity and 12 fa hanafay ny Tompo .…
Miverina amin'i Jehovah amin'ny fo rehetra Ambaran'ny mpanoratra fa ela loatra ny fiaran'i Jehovah no tsy teo amin' zanak' Israely.Rehefa…
Ireo dingana arahina handraisana ny Fanahy Masina Toriteny voalohany nataon'i Petera tamin'ny andro Pentekosta ity. Toriteny izay nahatonga ny olona…
HOSEA 14.2-4
HOSEA 14.2-4
Ny fomba fiverenana amin'ny Tompo Manoro hevitra an'ny Israely Hosea eto ny amin'ny fomba fiverenana amin'Andriamanitra .Mety misy tokoa ny…
ASAN' ny APOSTOLY 26.19-23
ASAN' ny APOSTOLY 26.19-23
Ny fanompoan'ny Apostoly Iray amin'izay asa fanompoana notanterahin'i Paoly Apostoly no resahiny amin'i Agripa mpanjaka eto . Fanompoana izay ambarany…
ZAKARIA 1.1-6
ZAKARIA 1.1-6
Mialà amin'ny fanaon-drazana Taranaka vaovao no nitenenan'i Zakaria . Tsy ilay taranaka maditra teo aloha fa taranaka vaovao.Tsy izay nataon'ny…
MATIO 11.20-24
MATIO 11.20-24
Ny asa nataon'i Jesoa Misy tanàna telo ambaran'i Matio eto fa niasan'i Jesoa .Rehefa tena dinihana ny fitantarana dia asa…
1 JAONA 2.1-11
1 JAONA 2.1-11
Kristiana ao amin' Andriamanitra Eo amin'ny and 6 Jaona dia milaza mazava fa"izay milaza fa mitoetra ao aminy , dia…
HOSEA 12.1-7
HOSEA 12.1-7
Ny fomba fahitan'ny Tompo ny vahoakany Ny zavatra voasoratr'i Hosea eto amin'izao mofonaina izao dia maneho indrindra ny fomba fahitan'…