Andriamanitra tia ny vahoakany

Sal.29.1.2 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Vavaka / Hira 164

Andriamanitra tia ny vahoakany 1-Mananatra azy « Ny tany Kanana no nahaterahanao sy nahabe anao; Amorita no rainao, ary Hetita…

Ny olona tia an’i Jesoa

Sal. 145. 1-7 / FFPM 549, 1 / Vavaka / Mofonaina / FF 24, 2

VOLANA MARTSA : MITARIKA HO AMIN'NY FANDINIHAN-TENA NY TOMPO Ny olona tia an'i Jesoa 1- Manahy sao tsy mahavitra ny nampanaovina azy…

Ny olona voavonjy

Sal 103,1-5 / Hira 480 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 445

Ny olona voavonjy Ny toko faha.7 amin'ity boky ity dia milaza ireo olona ho voavonjy sy ny fiainana any an-danitra.…

Mibanjina ny mandrakizay ny mino

Sal 111,1-9 / Hira 36:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.47

Mibanjina ny mandrakizay ny mino Nitangoronan'ny olona Jesoa satria nanafaka azy tamin'ny hanoanana. Nikaroka mihitsy aza izy ireo mba ho…

Manao ny asan’Andriamanitra ny olom-boavonjy

Sal 138,1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.6

Manao ny asan'Andriamanitra ny olom-boavonjy Epistily fampaherezana ny Kristiana tany Roma mba hanana toe-tsaina mifanaraka amin'ny Filazantsara. Ny fampianaran'i Paoly…

Mifamatotra amin’ny fahalalana ny Soratra Masina ny vavaka

Sal 125 / Hira 170:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.54

Mifamatotra amin'ny fahalalana ny Soratra Masina ny vavaka Fihetsika nahatalanjona ireo mpianatra no nasehon'i Jesoa tamin'ny nanozonany ka nahamaina ilay…

Asan’Andriamanitra ny zavatra rehetra mampirindra ny fianana

Sal 146, 1-4 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731 :1,4,6

Asan'Andriamanitra ny zavatra rehetra mampirindra ny fianana Izao Soratra Masina izao dia mitarika antsika hino ny asan' Andriamanitra eo amin'ny…

Manana ny fomba fiasany ny Tompo

Sal 145,1-7 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305

Manana ny fomba fiasany ny Tompo Fanoharana nataon'i Jesoa ny amin'ireo mpikarakara ny tanim-boaloboka sy ny nataony manoloana Ilay Tompon'ny…

Misy laharam-pahamehana mandrakariva eo amin’ny fiainana

Sal 117 / Hira 18:1,2,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 242

Misy laharam-pahamehana mandrakariva eo amin'ny fiainana Tantara iray niseho taorian'ny nifampiresahan'i Jesoa tamin'ilay vehivavy Samaritana no eto, Jesoa sy ny…