Ny toetry ny olona mahatoky an’Andriamanitra

Habakoka 3. 17 -31

Habakoka 3. 17 -31

Ny toetry ny olona mahatoky an'Andriamanitra Ity Soratra Masiana voalahatra anio ity dia ao anatin'ny vavaka nataon'i Habakoka, hanehoany ny…

Andriamanitra no loharanon’ny fahatsarana rehetra

Jakoba 1. 16 - 21

Jakoba 1. 16 - 21

Andriamanitra no loharanon'ny fahatsarana rehetra Mety hisedra fakam-panahy sy fizahan-toetra ny mpino indraindray, inona ary no tokony hatao manoloana izany…

Mpivahiny isika no eto

1 JAONA 2.15-17

1 JAONA 2.15-17

Mpivahiny isika no eto Mampahatsiahy ny toerana misy antsika mpino sady manoro izay tokony ataontsika ny Soratra Masina, araka zao…

Mpivahiny isika no eto

1 Jaona 2. 15 - 17

1 Jaona 2. 15 - 17

Mpivahiny isika no eto Mampatsiahy ny toerana misy antsika mpino , sady manoro izay tokony hataontsika ny Soratra Masina araka…

Ny Tompo no fiandohana sy fiafarana

APOKALYPSY 21.6-8

APOKALYPSY 21.6-8

Ny Tompo no fiandohana sy fiafarana NySoratra Masina dia manambara fa ho levona avokoa izao tontolo izao ary havaozin'Andriamanitra ny…

Mandehana araka ny mazava

1 JAONA1. 5-10

1 JAONA1. 5-10

Mandehana araka ny mazava Zava-dehibe mahakasika ny fahatanterahan'ny fiombonana amin'Andriamanitra sy ny fiombonan'ny samy mpino no ambaran'ny Soratra Masina ho…

Ny Tompo no momba antsika

SALAMO 46.1-11

SALAMO 46.1-11

Ny Tompo no momba antsika Ity Salamo ity dia mitaona ny olona hatoky an'Anddriamanitra na dia toa feno loza aza…

Rehefa eo ny Tompo …

MATIO 14.24-36

MATIO 14.24-36

Rehefa eo ny Tompo … « Matokia , fa Izaho ihany . Aza matahotra ! »(and 25b). Izany no teny fampaherezana antsika anio :…

Maharitra tsy miova ny Tompo

SALAMO 102.23-28

SALAMO 102.23-28

Maharitra tsy miova ny Tompo 1-Andriamanitra no Tompon'ny hery Amin'ny fotoana isehoan'ny fahoriana eo amin'ny fiainana ; ka hahatsapana fa…

Tsy miova ny fitiavan’Andriamanitra antsika

ISAIA 41. 1-7

ISAIA 41. 1-7

Tsy miova ny fitiavan'Andriamanitra antsika Teny fampiononana sy fampaherezana izay mampiseho ny fahefan'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra no atolotra anio :…