Ny maha- zanak’Andriamanitra

1 JAONA 3.1-6

1 JAONA 3.1-6

Ny maha- zanak'Andriamanitra 1-Fitiavan'Andriamanitra "Endrey ! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika ..."(and1) Noho ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra no nahatonga…

Ny olona miandry ny fiavian’ny Tompo

JAKOBA 5.7-11

JAKOBA 5.7-11

Ny olona miandry ny fiavian'ny Tompo 1-Manana faharetana "Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fiavian'ny…

Andriamanaitra tsy miova mandrakizay

ISAIA 48.12-16

ISAIA 48.12-16

Andriamanaitra tsy miova mandrakizay 1-Andriamanitra Mpahary "Eny ny tànako no nanorina ny fanambanin'ny tany , ary ny tànako ankavanana no…

Jesoa Kristy Mpisorona

HEBREO 7.20-28

HEBREO 7.20-28

Jesoa Kristy Mpisorona 1-Maharitra mandrakizay "fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana , satria maharitra mandrakizay Izy" (and24) Tany…

Andriamanitra tsy misy tahaka Azy

MIKA 7.18-20

MIKA 7.18-20

Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo "Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana...tsy mitana ny fahatezerany ...fa tia…

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy

JAONA 6.22-27

JAONA 6.22-27

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy 1-Mitady  fiainana mandrakizay  "Aza miasa hahazo  hanina  mety ho levona , fa ny hanina  …

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay

Hebreo 13. 7 - 16

Hebreo 13. 7 - 16

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay 1- Anorenana ny finoana "Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa ... Fa tsara raha ampiorenina…

Andriamanitra maniraka mpanompo

Malakia 3. 1 - 6

Malakia 3. 1 - 6

Andriamanitra maniraka mpanompo 1- Manadio ny olona "Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny, hanadio ny taranak'i Levy Izy…

Jesoa Krsity Zanak’Andriamanitra

JAONA 17.1-5

JAONA 17.1-5

Jesoa Krsity Zanak'Andriamanitra 1- Nandray fahefana hanome fiainana mandrakizay "araka ny nanomezana Azy fahefana... hanome fiainana mandrakizay ho an'izay rehetra…

Andriamanitra mitana ny teniny

ROMANA 11.25-32

ROMANA 11.25-32

Andriamanitra mitana ny teniny 1-Tsy miova amin'ny fiantsoany "Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan'Andriamanitra dia tsy misy hanenenany" (and29) Nomen'Andriamanitra…