Ilay Andriamanitra nanao fanekena

JEREMIA 33.14-26

JEREMIA 33.14-26

Ilay Andriamanitra nanao fanekena 1-Manatanteraka ny fanekena nataony Manome toky Andriamanitra fa ho "avy ny andro hanatanterahany ny teny soa"…

Mpino mahita ny fahatanterahan’ny Tenin’ny Tompo

Lioka 2. 25 — 35

Lioka 2. 25 — 35

Mpino mahita ny fahatanterahan’ny Tenin’ny Tompo 1- Mitoetra amin’ny finoana Lehilahy tena niavaka i Simeona. Lehilahy marina, olon’ny finoana, nivavaka…

Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana

Genesisy 17. 15 — 22

Genesisy 17. 15 — 22

Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana 1- Manamafy ny Teniny Andriamanitra Gen 17 no nanamafisan’Andriamanitra ny fanekena tamin’ i Abrama.…

Ny toe-panahy andraisana valim-bavaka

Matio 6. 5-8

Matio 6. 5-8

Ny toe-panahy andraisana valim-bavaka 1- Manana fanetrentena Manana anjara toerana lehibe teo amin’ny fiainan’ny jiosy ny vavaka, mivavaka in-telo isan’andro…

Mampiorina ny mpanompony Andriamanttra

Genesisy 15.7-21

Genesisy 15.7-21

Mampiorina ny mpanompony Andriamanttra 1 Milaza ny efa nataony Nisalasa ny amin’ny fahatanterahan'ny Teny fampanantenana nataon'Andriamanitra taminy i Abrama. Nampahery…

Manatanteraka ny Teniny Andriamanitra

HEBREO 11.11-12

HEBREO 11.11-12

Manatanteraka ny Teniny Andriamanitra 1 Mahatoky Izy Andriamanitra mahatoky dia midika fa Andriamanitra marina amin'ny teny nambarany, tsy miova, tsy…

Momba ny mpino mandrakariva ny Tompo

JAONA 14.12-14

JAONA 14.12-14

Momba ny mpino mandrakariva ny Tompo Miatrika ny asa fanompoana nanirahan'i Jesoa Kristy azy ny Fiangonana.Tsy miasa irery anefa amin'izany…

Andriamanitra mihevitra ny fiainan’ny olona

JEREMIA 29.10-15

JEREMIA 29.10-15

Andriamanitra mihevitra ny fiainan'ny olona 1-Manana ny fandaminany (and10,11) Mazava tsara ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Jiosy : voafetra ny fe-potoana…

Ny fiainana ho an’ny olon’Andriamanitra

JAONA 10.1-10

JAONA 10.1-10

Ny fiainana ho an'ny olon'Andriamanitra Notanterahin'Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy ny fanomezana fiainana miavaka ho an'ny olony . 1-Fiainam-piadanana Ny…

Tsy maintsy hotanterahiny ny Tenin’Andriamanitra

EZEKIELA 12 21-28

EZEKIELA 12 21-28

Tsy maintsy hotanterahiny ny Tenin'Andriamanitra 1-Manana ny fotoana voatendriny Izy Mazava tsara ny antso nampitondrain'Andriamanitra ny mpaminany ho an'ny olona…