Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino

Ohabolana 10. 1-12

Ohabolana 10. 1-12

Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino 1 – Misitraka famonjena « Ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana » (and. 2). Andriamanitra irery no…

Ny mpino mijoro vavolombelona dia :

Salamo 116: 1-7

Salamo 116: 1-7

Ny mpino mijoro vavolombelona dia : 1 – Mamboraka fitiavana amin’ny Tompo « Izaho tia an’i Jehovah » (and. 1): Ambaran’i Davida mazava ny…

Jesoa Kristy Mpamonjy

Apokalypsy 3, 14-22

Apokalypsy 3, 14-22

Jesoa Kristy Mpamonjy 1 – Azo antoka « Izao no lazain’ny Amen » (and. 14b) : Azo adika hoe azo antoka, voamarina tsara, mitombina…

Ataon’ny marina izay navotan’i Jehovah

Isaia 25. 1- 9

Isaia 25. 1- 9

1 – Ataon’ny marina izay navotan’i Jehovah Ambaran’ny mpaminany Isaia eto ny hira fisaorana amin’ny mpino mahatoky izay nametraka ny…

Rava ny herin’ny ota

Romana 6. 8-14

Romana 6. 8-14

Rava ny herin’ny ota Manome andiana fanazavana mafonja i Paoly eto amin’ity Romana 6 ity, mikasika ny fahafahana amin’ny fangejan’ny…

Ny fifankatiavana no andresena ny fahafatesana

1 JAONA 3.13-17

1 JAONA 3.13-17

Ny fifankatiavana no andresena ny fahafatesana i Jaona dia mitaona antsika hifankatia amin'ny namantsika ary izany no hamantaran'ny olona fa…

Foana ny fasana

  Foana ny fasana Anisan’ny foto-pampianarana manan-danja ao amin’ny Soratra Masina ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty. Ny marainan’ny andro voalohany…

Ny hira fiderana an’Andriamanitra

Ny hira fiderana an’Andriamanitra 1 – Noho ny famonjena nataony Tsy biriky mandrafitra ny manda izay maha mafy fiarovana ny…

Lahatr’Andriamanitra ho an’ny zanany

I Jesoa Kristy na dia Andriamanitra aza dia nanaiky ny hidina, ho tonga olona. Endrim-pijaliana maro no niainan’i Jesoa : nokapohina,…

Lahatr’Andriamanitra ho an’ny zanany 1 – Tsy maintsy miaritra fijaliana I Jesoa Kristy na dia Andriamanitra aza dia nanaiky ny…