Ahoana ny fahitanao ny fomba fandaminan’Andriamanitra?

«Dia niainga izy roalahy ary niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao" (and. 1b). Voalaza…

Ity tantara voalahatra ho antsika anio ity dia mampianatra artsika fa : 1- Hain'Andriamanitra ampiasaina ny jentilisa «Dia niainga izy…

Manao ahoana ny fahazotoantsika Kristiana mifampahery sy mifamangy?

Rehefa mijery ny fomba fanoratr'i Paoly sy no fomba filazany eto amin' ity fitarihan-teny ataony ato amin'ny epistily ho an'ny…

Rehefa mijery ny fomba fanoratr'i Paoly sy no fomba filazany eto amin' ity fitarihan-teny ataony ato amin'ny epistily ho an'ny…

Inona àry izany no tokony hataon’ny fiangonana?

1 KORINTIANA 1.1-9

Azontsika tsoahana aminizao fitarihanteny sy fiarahabana ataon'i Paoly izao fa ny fiangonana dia : 1-An'Andriamanitra (and2) "Fiangonan'Andriamanitra any Korinto" ,…

Manao ahoana ny finoanao?

MATIO 17.14-20

1-Atanjaho ny finoana Rehefa nitaraina i Jesoa ny lehilahy iray fa mararin'ny androbe ny zanany ka tsy sitran'ny mpianatr'i Jesoa…