Efa nivavaka ho an’ny Malagasy ve ianao androany?
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Paoly, mahatsiaro amin'ny fivavahany ho an'ireto Kristiana tao Efesosy ireto mba hanomezan'i Jesoa Kristy ny…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Paoly, mahatsiaro amin'ny fivavahany ho an'ireto Kristiana tao Efesosy ireto mba hanomezan'i Jesoa Kristy ny…
1- Liona : Eo amin'ny and.5 dia voalaza hoe: indro ny Liona avy amin'ny fanjakan'i Joda. Ny Liona dia entina…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo 1- Liona : Eo amin'ny and.5 dia voalaza hoe: indro ny Liona avy amin'ny fanjakan'i…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo 1- Miovà fo mba tsy hahita loza Manomboka eo amin'ny and. 13 hatramin'ny and. 19…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo "Matokia anaka; voavela ny helokao" Voalazan'ny Soratra Masina hoe: "Fa ny helokareo no efitra mampisaraka…
Nampianatra tao amin'ny Synagoga i Jesoa araka ny hita eto. Voalazan'i Lioka ao anatin'ity fitantarany ity fa talanjona ny olona…
Ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra Ity tantara ity dia maneho ny fahefan'ny Tenin'i Jesoa 1- Mampivoaka ny ratsy miafina Nampianatra tao amin'ny…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Hitantsika eto amin'ity Perikopantsika anio ity ny dinidinika nifanaovan'i Jesoa tamin'ny mpianany mialohan' ny hiakarany…
Fanontaniana napetrak i Habakoka tamin'ny Tompo any amin'ny toko 1 ny hoe : nahoana no tsy mihetsika mihitsy Andriamanitra manoloana…
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo Manomboka eny amin'ny and 6 no ahitantsika izao filazana loza izao. Eto amin'ity and 15…
"An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy" (Salamo 24.1)
Mampanjaka ny fahefany ny Tompo "An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina…
ISAIA 46.8-13
ISAIA 46.8-13
Manam-pahefana aminao ny Tompo. Efa ela Izy no niasa ho anao ! 1- Tsarovy ny zavatra taloha Tsarovy ireo nitantanan’Andriamanitra…
Ny fahefana ho entina mitory ny Filazantsara 1- Dia avy amin'Andriamanitra (and. 3-5) Nisy mpampianam-pinoana sandoka, manaratsy an'i Paoly rehefa…