Isan’izay nanehoana ny zava-miafina ve ianao? Ahoana no hiainanao zany ?
ROMANA 16.25-27
Fantatsika tsara fa ny hoe: "zava-miafina" dia zavatra tsy fantatra satria miafina na saro-pantarina .Misy teny ampiasaina eto manao hoe…
ROMANA 16.25-27
Fantatsika tsara fa ny hoe: "zava-miafina" dia zavatra tsy fantatra satria miafina na saro-pantarina .Misy teny ampiasaina eto manao hoe…
1 PETERA 5.5-9
1 PETERA 5.5-9
Izay mitana mafy ny finoana dia : 1-Misikina fanetrentena Toetra tokony hampiavaka ny olon'Andriamanitra ny fanetrentena : manetry tena ho…
APOKALYPSY 3.7-13
APOKALYPSY 3.7-13
Tano ny finoana 1-Mba tsy ho azon'ny fakam-panahy Ny Fiangonana tao Filadelfia dia nanana izay niavahany tamin'ny hafa , satria…
MATIO 18.1-6
MATIO 18.1-6
Tano ny finoana 1- Maneke hiova tahaka ny zazakely Ny fiovana takin'i Jesoa eto dia fiovampo miatomboka amin'ny fahatongavana tahaka…
Ohabolana 4:10-19
Tano mafy ny finoana 1 Hananana fahendrena Asehon’ny mpanoratra antsika eto, fa ilay safidy mitondra fiainana dia ny lalam-pahendrena, izay…
Marka 4.10-20
Ity fanoharana ity no nampiasain’i Jesoa hanambarany ny fomba fandraisan’izao tontolo izao ny Filazantsara. Ireto fahamarinana ireto no azo ambara…
Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto. Marihina Fa ny mpanankarena izay voalaza eto dia ireo izay mahazo ny…
Ny finoana miasa ao anaty 1- Manosika ny olona hitoky feno amin'Andriamanitra. Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto.…
JAONA 10.31-42
JAONA 10.31-42
Jesoa Kristy manorina finoana vaovao 1-Mampahatsiahy ny asa tsara nataony Nanontany an'i Jesoa fatratra ny Jiosy raha Izy marina no…
HEBREO 10.32-39
HEBREO 10.32-39
Ny tena fiainana ao amin'Andriamanitra Miavaka amin'ny Epistily rehetra ity mofonainantsika ity, satria kristiana efa miori-paka tsara ny nanoratra azy…
Salamo 27,1-6
Salamo 27,1-6
Mba efa napetraka tamin’Andriamanitra ve ny momba anao ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM