Tano mafy ny finoana
Ohabolana 4:10-19
Tano mafy ny finoana 1 Hananana fahendrena Asehon’ny mpanoratra antsika eto, fa ilay safidy mitondra fiainana dia ny lalam-pahendrena, izay…
Ohabolana 4:10-19
Tano mafy ny finoana 1 Hananana fahendrena Asehon’ny mpanoratra antsika eto, fa ilay safidy mitondra fiainana dia ny lalam-pahendrena, izay…
Marka 4.10-20
Ity fanoharana ity no nampiasain’i Jesoa hanambarany ny fomba fandraisan’izao tontolo izao ny Filazantsara. Ireto fahamarinana ireto no azo ambara…
Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto. Marihina Fa ny mpanankarena izay voalaza eto dia ireo izay mahazo ny…
Ny finoana miasa ao anaty 1- Manosika ny olona hitoky feno amin'Andriamanitra. Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto.…
JAONA 10.31-42
JAONA 10.31-42
Jesoa Kristy manorina finoana vaovao 1-Mampahatsiahy ny asa tsara nataony Nanontany an'i Jesoa fatratra ny Jiosy raha Izy marina no…
HEBREO 10.32-39
HEBREO 10.32-39
Ny tena fiainana ao amin'Andriamanitra Miavaka amin'ny Epistily rehetra ity mofonainantsika ity, satria kristiana efa miori-paka tsara ny nanoratra azy…
Salamo 27,1-6
Salamo 27,1-6
Mba efa napetraka tamin’Andriamanitra ve ny momba anao ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Lioka 10,16-20
Aoreno ao amin’i Jesoa ny finoana 1 Dia hahavita asa lehibe ianao Fomba fiasa vaovao no hita taratra amin’ny fanirahan’i…
Efesiana 6,14-20
Efesiana 6,14-20
Eto dia miatrika ady ara-panahy ny kristiana. Tsy afaka hiatrika izany ny mpino raha tsy Andriamanitra no manome izay ilaina…
1 Korintiana 15:12-23
1 Misy milaza fa tsy misy ny fitsanganan’ny maty Misy fampianarana hafahafa maro isan-karazany miparitaka eny amin’ny fiarahamonina sy eny…
Apôkalipsy 2.12-17 1 Mitana mafy ny Anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy Zava-dehibe ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo kristiana…