Ny olom-baovao ao amin’i Kristy

2 KORINTIANA 5.11-21

2 KORINTIANA 5.11-21

Ny olom-baovao ao amin'i Kristy 1-Vita fihavanana amin'Andriamanitra "Andriamanitra ao amin'i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy…

Andriamanitra Mpahary

ISAIA 42.5-9

ISAIA 42.5-9

Andriamanitra Mpahary 1-Mampanantena fanafahana (and7) Babo tany Babylona ny vahoaka Jiosy .Nalahelo sy kivy ary very fanantenana satria rava ny…

Ny olona mitana tsara ny didin’Andriamanitra

MARKA 7.1-13

MARKA 7.1-13

Ny olona mitana tsara ny didin'Andriamanitra 1-Miala amin'ny fihatsarambelatsihy "Mahafoy ny didin'Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon'ny olona " (and8)…

Ny olona mampandroso ny Tenin’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 6.1-7

ASAN'NY APOSTOLY 6.1-7

Ny olona mampandroso ny Tenin'Andriamanitra 1-Mahay mizara andraikitra "...mizahà fito lahy eo aminareo ...mba hotendrenay hitandrina izany raharaha izany "…

Andriamanitra manitsy ny fomba fanompoana Azy

ISAIA 29.13-24

ISAIA 29.13-24

Andriamanitra manitsy ny fomba fanompoana Azy 1-Manafoana ny fisainan'olombelona "...ka ho foana ny fahendrena kendreny ary tsy ho hita ny…

Andriamanitra Tompon’ny Tompo

DEOTERONOMIA 10.12-22

DEOTERONOMIA 10.12-22

Andriamanitra Tompon'ny Tompo 1-Tia ny olona rehetra "Manome rariny ny kamboty sy ny mpitondrantena Izy , sady tia ny vahiny…

Miahy sy mikarakara ny olony ny Tompo

ISAIA 40.1-11

Miahy sy mikarakara ny olony ny Tompo 1-Mampahery "Ampionony , ampionony ny oloko" (and1a) .Midika hoe : misento lalina,mangoraka,mampahery,miara-mitondra ny…

Ny vavolombelon’i Jesoa Kristy

ASAN'NY APOSTOLY 24.10-23

ASAN'NY APOSTOLY 24.10-23

Ny vavolombelon'i Jesoa Kristy 1- Manazava hevitra am-panajana "Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin'ity firenena ity ka dia…

Ny mpianatry ny Tompo

Ny mpianatry ny Tompo 1-Olom-boantso Niantso ny mpianany i Jesoa (and1). Nantsoin'ny Tompo amin'ny anarany tsirairay avy ireo mpianatra 12…

Mikeleza aina hatrany ,ilay

2 TIMOTY 2.8-13

2 TIMOTY 2.8-13

Mikeleza aina hatrany ,ilay 1-Noho i Jesoa Kristy "Tsarovy Jesoa Kristy izay nitsangana tamin'ny maty ..."(and8) .Tena hery lehibe mampahery…