Ny Tenin’Andriamanitra

JAONA 17.9-19

JAONA 17.9-19

Ny Tenin'Andriamanitra 1-Mirakitra fifaliana tanteraka Vavaka nataon'iJesoa ity ho an'ny mpianany mba hananan'ny mpianany fifaliana ary izany fifaliana izany dia…

Maharitra mandrakizay ny Tenin’Andriamanitra

ZAKARIA 1.1-6

ZAKARIA 1.1-6

Maharitra mandrakizay ny Tenin'Andriamanitra Ny iantefan'ny Tenin'Andriamanitra eto dia ny Israely,momba ny razamben'izy ireo izay nilazana nyTeniny kanefa noheverin'izy ireo…

Ny Tenin’Andriamanitra

OHABOLANA 7.1-5

OHABOLANA 7.1-5

Ny Tenin'Andriamanitra 1-Antoky ny fahaveloman'ny olony (and2) Izay mitandrina ny didiny dia velona mandrakizay satria hahazo fiainana mandrakizay ary izany…

Ny Tenin’Andriamanitra

SALAMO 119.105-112

SALAMO 119.105-112

Ny Tenin'Andriamanitra 1-Fanazavana ny làlan'ny olony (and105) Ny fanilo dia karazana fanazavana ary azo ampiasaina hitsilovana ny làlana .Afaka mizotra…

Ny fanjakan’Andriamanitra

APOKALYPSY 22.1-5

APOKALYPSY 22.1-5

Ny fanjakan'Andriamanitra Tontolo milamina sy mirindra tanteraka no miseho amin'ny fahitana eto , ka Andriamanitra no mpanjaka mipetraka eo amin'ny…

Ny fanavaozan’Andriamanitra

ISAIA 65.17-21

ISAIA 65.17-21

Ny fanavaozan'Andriamanitra 1-Mitaona ny olona hifaly Tontolo roa tsy afa-misaraka ,mahalavorary ny fiainana ny lanitra sy ny tany . Ny…

Araraoty ny fotoana hihaonana amin’i Jesoa Kristy

LIOKA 17.11-19

LIOKA 17.11-19

Araraoty ny fotoana hihaonana amin'i Jesoa Kristy 1-Hisitrahana ny famindrampony Rehefa nifanena tamin'i Jesoa Kristy ireo boka folo lahy izay…

Fidio izay inoana

ISAIA 46.3-7

ISAIA 46.3-7

Fidio izay inoana 1-Andriamanitra mpahary mitondra ny olony Mitodika amin'ny vahoakany Andriamanitra ka mitarika azy ireo hahatsiaro fa Izy no…