Andriamanitra manasitrana ny tany

JEREMIA 33.1-9

JEREMIA 33.1-9

Andriamanitra manasitrana ny tany 1-Manome fiadanana ho azy "... ary hasehoko aminy ny haren'ny fiadanana sy ny fahamarinana "(and6) Andriamanitra…

Ny fahasambarana araka an’i Jesoa Kristy

 MATIO 5.1-10

 MATIO 5.1-10

Ny fahasambarana araka an’i Jesoa Kristy 1-Toetra tsara anaty (and4,6,7)  Ireo  sokajin’olona izay heverina ho  miaina ao anatin’ny  tsy fahampiana…

Ny mpianatr’i Jesoa Kristy

EFESIANA 4.17-24

EFESIANA 4.17-24

Ny mpianatr'i Jesoa Kristy 1-Manana ny fahamarinan'iKristy "fa ianareo kosa dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy "(and20)…

Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy

EKSODOSY 21.12-37

EKSODOSY 21.12-37

Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy 1-Mitaona azy hanaja ray amandreny (and15-17) Eto dia ahitana didy momba ny fanajana ny ray…

Ny fanamarinana avy amin’Andriamanitra

ROMANA 5.15-21

ROMANA 5.15-21

Ny fanamarinana avy amin'Andriamanitra 1-Amin'ny alalan'i Jesoa Kristy "...mainka ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana amin'ny fahasoavan'ny olona iray , dia…

Ny olona miaina ny fahamarinana

3 JAONA 1-8

Ny olona miaina ny fahamarinana 1-Mitondra fifaliana ho an'ny hafa "fa faly aho fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny…

Hitoetra ho mahatoky

HOSEA 2.10-22

HOSEA 2.10-22

1-Hitoetra ho mahatoky (and10) "tsy fantany fa Izaho no nanome azy ...kanjo nataon'ireo fanatitra ho an'i Bala izany " ,…

Mpitondra tsy mahajoro amin’ny finoana

1 MPANJAKA 14.21-31

1 MPANJAKA 14.21-31

1-Mpitondra tsy mahajoro amin'ny finoana Ny dikan'ny anarana hoe: Rehoboama dia hoe : mitombo isa na nihamaro ny vahoaka .…