Mitondra inona ho anao ny fahafantarana fa sady olombelona feno no Andriamanitra feno i Jesoa ?

Mofonaina anio: Zoma, faha 29 Janoary 2021

MATIO 3.13-17

MATIO 3.13-17
13 Ary tamin'izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron'i Jordana, dia nanatona an'i Jaona Izy mba hataony batisa. 14 Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe: Izaho no tokony hataonao batisa, ka Hianao indray va no mankaty amiko? 15 Fa namaly Jesosy ka niteny taminy hoe: Ekeo ihany ankehitriny, fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra. Ka dia nekeny Izy. 16 Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny. 17 Ary, injao! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.

Mitondra inona ho anao ny fahafantarana fa sady olombelona feno no Andriamanitra feno i Jesoa ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Mahita ny olona Andriamanitra

Alakamisy, 28 Janoary 2021

Mahita ny olona Andriamanitra ka mamaly soa izay matahotra Azy (and 20) « nanisy soa ahy…

Ahoana no efa niainanao izany hoe...

Alarobia, 27 Janoary 2021

Ahoana no efa niainanao izany hoe : Andriamanitra mihaino sady tsy mandao izany ? Sampana…

Inona no hevitry ny hoe : »ny hazo...

Talata, 26 Janoary 2021

Inona no hevitry ny hoe : »ny hazo fijaliana« mialohan’ny satroboninahitra? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM