Misedra zava-tsarotra ve ny mpitory ny Filazantsara ary inona no tokony hataony eo anatrehan’ izany ?

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 16 Septambra 2021

ASAN'NY APOSTOLY 18.5-8

ASAN'NY APOSTOLY 18.5-8
5 Ary rehefa tafidina avy tany Makedonia Silasy sy Timoty, dia voaterin'ny teny Paoly ka nanambara tamin'ny Jiosy fa Jesosy no Kristy. 6 Ary nony nanohitra sy niteny ratsy ireo, dia nanopakopa-damba izy ka nanao taminy hoe: Aoka ho ao an-dohanareo ny ranareo; afaka aho; ary amin'izao sisa izao dia hankany amin'ny jentilisa aho. 7 Ary raha niala teo izy, dia niditra tao an-tranon'ny lehilahy atao hoe Titosy Josto, izay nivavaka tamin'Andriamanitra; ary ny tranony nifanolotra tamin'ny synagoga. 8 Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa.

Misedra zava-tsarotra ve ny mpitory ny Filazantsara ary inona no tokony hataony eo anatrehan’ izany ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ny batisa dia

Alarobia, 1 Septambra 2021

Amin’ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina…

Mpiandry ondry manao ahoana no tadia...

Asabotsy, 21 Aogositra 2021

Misy iraka ampanaovina ny loholona izay hiantefan’ny teny eto: « andraso ny ondrin’Andriamanitra ». Raha ny fahazaran’ny…

Miorena amin’ny asa tsara

Alakamisy, 12 Aogositra 2021

Miorena amin’ny asa tsara 1-Maneke ho feno ny Fanahy Masina Izay ambaran’ny mpanoratra eto dia…