Maneke hohavaozin’ny Fanahy Masina 

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 17 Mey 2018

Maneke hohavaozin'ny Fanahy Masina 

Efesiana 4 : 1-6
1 [Fananarana azy mba hifanara-tsaina sy haharitra ary handroso tsara] Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin*'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo, [* Gr. ao amin']

Maneke hohavaozin’ny Fanahy Masina 

Efesiana 4 : 1-6

Mampiray ny mpino ny Fanahy Masina

1-Taomina hitandrina izany ny mpino.

Any am-pigadrana i Paoly Apostoly no manoratra ity taratasy ity ho an’ny Fiangonana. Mananatra sy mitaona ary miangavy ny mpino tao Efesosy izy mba hitandrina ary hanetry tena, halemy fanahy ary hifandefitra amin’ny fitiavana. Izany no anehoana ny fiombonan’ny mpino sy ny maha iray antsika. Asan’ny Fanahy no miteraka izany. Tsy azontsika hatao ny hiziriziry hampiseho ny « maha isika antsika ». Misakana ny asan’ny Fanahy Masina ny fitenintsika matetika hoe: « Izay no maha izaho ahy! ». Tandremo ny toetrantsika mba tsy handrava ny fiombonana, na hampisy elanelana, na hanangana efitra mampisaraka, fa tsy asan’ny Fanahy Masina izany.

2-Taomina hanana zotom-po hitana ny firaisana ny mpino.

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Maneke hohavaozin’ny Fanahy masina 

Alakamisy, 3 Mey 2018

Maneke hohavaozin’ny Fanahy masina  “ Havaozin’ny Fanahy Masina, izay olona voatendry.” Nom 11 :23-29 Iza avy…

Maneke hohavaozin’ny Fanahy Masina

Alarobia, 2 Mey 2018

Maneke hohavaozin’ny Fanahy Masina “Maneke hohavaozin’ny Fanahy Masina, fa tsy havaozin’izao tontolo izao.” Gal 4 :1-7…

Maneke havaozin’ny Fanahy Masina.

Talata, 1 Mey 2018

Maneke havaozin’ny Fanahy Masina. Isa 44 :1-5 1. Mihaino ny sitrapon’ny Tompo Hitantsika izany eo amin’ny…