Lazao ny toe-panahy mampiavaka ny olona tarihin’ny Fanahy Masina?

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 31 Mey 2021

EFESIANA 3.14-20

EFESIANA 3.14-20
14 Ary noho izany no andohalehako amin'ny Ray 15 Izay ahazoan'ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy et? an-tany anarana, 16 mba homeny anareo, araka ny haren'ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin'ny Fanahiny ny toe-panahinareo; 17 mba hitoeran'i Kristy ao am-ponareo amin'ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin'ny fitiavana ianareo, 18 mba hahaizanareo mbamin'ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany. 19 ary hahalala ny fitiavan'i Kristy, izay mihoatra noho ny fahalalana, mba hamenoana anareo ho amin'ny fahafenoan'Andriamanitra rehetra. 20 Ary ho an'izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika,

Lazao ny toe-panahy mampiavaka ny olona tarihin’ny Fanahy Masina?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Rehefa ny Fanahin’i Jehovah no mitoe...

Asabotsy, 8 Mey 2021

Rehefa ny Fanahin’i Jehovah no mitoetra amin’ny olona … Ity faminaniana ity dia milaza ny…

Mba mitoetra maharitra amin’ny fitia...

Alarobia, 28 Aprily 2021

Mba hiorenana amin’ny fanavotan’i Kristy sy hahazoana miaro ny finoana masina dia tsara ny :…

Jehovah manorina indray

Alakamisy, 15 Aprily 2021

Jehovah manorina indray 1-Manorina izay efa rava Avahan’Andriamanitra ny olony ary hanehoany ny heriny sy…