Inona no fiodinan’ny olona voalAza eto ary misy vahaolana ve amin’izany ?

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 26 Martsa 2020

JEREMIA 3.22-25

JEREMIA 3.22-25
22 Miverena ianao, ry zaza mpiodina, fa hositraniko ny fiodinanareo. Indreto, manatona Anao izahay, fa Hianao Jehovah no Andriamanitray. 23 Foana tokoa ny horakoraka any amin'ny tendrombohitra sy ny havoana*; Marina fa ao amin'i Jehovah Andriamanitray ny famonjena ny Isiraely.[Na: Foana tokoa ny fihorakorahana any amin'ny havoana] 24 Fa lanin'ilay mampahamenatra hatramin'ny fahazazanay ny zavatra efa nisasaran'ny razanay, dia ny ondry aman'osiny sy ny ombiny, ny zananilahy sy ny zananivavy. 25 Aoka handry ao amin'ny henatray izahay. Ary aoka hanarona anay ny fahafaham-boninahitray, satria tamin'i Jehovah Andriamanitray no efa nanotanay dia izahay sy ny razanay, hatramin'ny fahazazanay ka ambaraka androany sady tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitray izahay.

Inona no fiodinan’ny olona voalAza eto ary misy vahaolana ve amin’izany ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Vonona mandray ny olona  miverina Am...

Alarobia, 25 Martsa 2020

1-Ratsy ny miala ao an-tranon-dray Araho tsara  ny fizotran’ny fiainan’ity tovolahy  ity (and11-16) . Tao…

Mbola mandray izay olona mibebaka Am...

Asabotsy, 21 Martsa 2020

1-Manao tsinotsinona ny Tompo ny olona Teo amin’ny fitondran’ Andriamanitra ny olona dia fantatra fa…

Averina amin’Andriamanitra ny maro

Alahady, 15 Martsa 2020

Averina amin’Andriamanitra ny maro Ny bokin’ny Asan’ny Apostoly dia boky mitantara ny fomba nitoriana ny…