Ho anao manokana , hatraiza ny fahavitanao ny anjara fanompoanao ?

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 30 Janoary 2021

1 KORINTIANA 12.27-31

1 KORINTIANA 12.27-31
27 Ary ianareo no tenan'i Kristy, ka samy momba ny tenany avokoa araka ny anjaranareo avy. 28 Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin'ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana*, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra. [* Gr. hery] 29 Apostoly va izy rehetra? Mpaminany va izy rehetra? Mpampianatra va izy rehetra? Manao fahagagana va izy rehetra? 30 Manana fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana va izy rehetra? Miteny amin'ny fiteny tsy fantatra va izy rehetra? Mandika teny va izy rehetra? 31 Nefa maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay lalana tsara indrindra no atoroko anareo:

Ho anao manokana , hatraiza ny fahavitanao ny anjara fanompoanao ?

Sampana Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Mitondra inona ho anao ny fahafan...

Zoma, 29 Janoary 2021

Mitondra inona ho anao ny fahafantarana fa sady olombelona feno no Andriamanitra feno i Jesoa…

Mahita ny olona Andriamanitra

Alakamisy, 28 Janoary 2021

Mahita ny olona Andriamanitra ka mamaly soa izay matahotra Azy (and 20) « nanisy soa ahy…

Ahoana no efa niainanao izany hoe...

Alarobia, 27 Janoary 2021

Ahoana no efa niainanao izany hoe : Andriamanitra mihaino sady tsy mandao izany ? Sampana…