Efa fiainan’ny olona afaka tokoa ve ny iainanao?

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 09 Jolay 2020

1 PETERA 2.13-17

1 PETERA 2.13-17
13 Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin'ny olona, na ny mpanjaka, satria ambony izy, 14 na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara. 15 Fa toy izany no sitrapon'Andriamanitra, hampanginanareo ny tsi-fahalalan'ny olona adala amin'ny fanaovan-tsoa; 16 fa olona afaka ianareo, nefa aza mitondra ny fahafahanareo ho fanaronana ny ratsy, fa ho toy ny mpanompon Andriamanitra. 17 Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka.

Efa fiainan’ny olona afaka tokoa ve ny iainanao?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Inona no efa nataonao  hanatsaranao ...

Alarobia, 17 Jona 2020

MIHAVANA  AO  AMIN’NY  TOMPO Mampiavaka ity toko faha-19 ity ilay Teny mialoha eo amin’ny and…

Ny Fanahy Masina

Asabotsy, 30 Mey 2020

Ny Fanahy Masina Toe-javatra nitranga tamin’ny andron’ny Pentekosta , izay nanatanterahan’i Jesoa Kristy ny teny…

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonje...

Alarobia, 27 Mey 2020

Ny Fanahy Masina  sy ny asam-pamonjena “Fa raha ny Fanahin’Andriamanitra  kosa no amoahako  ny  demonia,…