Ahoana no hanavahana ny tena mpitory Filazantsara marina amin’ireo mpampianatra sandoka ? Inona no atao hiarovana ny finoana marina ?

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 27 Mey 2021

1 KORINTIANA 2.1-5

1 KORINTIANA 2.1-5
1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin'ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay* an'Andriamanitra. [*Na: [ny filazana] 2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesosy Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin'ny hazo fijaliana; 3 ary izaho, raha tany aminareo, dia azon'ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be; 4 ary ny teniko sy ny toriteniko dia tsy tamin'ny teny fahendrena mahataona, fa tamin'ny fanehoan'ny Fanahy sy ny hery, 5 mba tsy niorenan'ny finoanareo amin'ny fahendren'ny olona, fa amin'ny herin'Andriamanitra ihany.

Ahoana no hanavahana ny tena mpitory Filazantsara marina amin’ireo mpampianatra sandoka ? Inona no atao hiarovana ny finoana marina ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Rehefa ny Fanahin’i Jehovah no mitoe...

Asabotsy, 8 Mey 2021

Rehefa ny Fanahin’i Jehovah no mitoetra amin’ny olona … Ity faminaniana ity dia milaza ny…

Mba mitoetra maharitra amin’ny fitia...

Alarobia, 28 Aprily 2021

Mba hiorenana amin’ny fanavotan’i Kristy sy hahazoana miaro ny finoana masina dia tsara ny :…

Jehovah manorina indray

Alakamisy, 15 Aprily 2021

Jehovah manorina indray 1-Manorina izay efa rava Avahan’Andriamanitra ny olony ary hanehoany ny heriny sy…