• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Sampan’asa

  • Sampan’asa

Alahadin’ny SAF/ FJKM 2019.

ALAHADY HITONDRANA AM-BAVAKA NY SAF/FJKM 17 Martsa 2019 FANDAHARANA IOMBONANA Alahady 17 Martsa 2019 MANAMASINA FIAINANA HO AN’NY TOMPO Feon-javamaneno…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

Tatitra Fihaonambe AFF 2018.

 AFF tany Mahanoro 2018. Asa maika ny fitoriana an´i Jesoa Kristy amin´ny olona rehetra. Mpizaika 1700 manerana an´i Madagasikara, notronin´ny…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

Al’ Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana (FFP)

ALAHADIN’NY S.FFP Alahady 23 Septambra 2018. Sahia manohitra ny  kolikoly  Fandaharana iombonana Feonjavamaneno Hira Faneva 50 Taonan’ny FJKM Fiarahabana Apostolika…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

     Alahadin’ny AFF 2018.

FIANGONAN’ I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SAMPANASA ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA Fiangonana ho an’ny isan-tanana Filazantsara ho an’ny isam-batan’olona  …

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

SAF / Fandaharana iombonana 2018.

Alahadin’ny  ny SAF/FJKM 18 Martsa 2018 Lohahevitra: MIBEBAHA EO ANATREHAN’NY TOMPO FANDAHARANA IOMBONANA Fanatrehana an’AndriamanitraHira fanevan’ny faha 50 taonan’ny FJKMFiarahabana apostolikao…

Sampan'asa, Vaovao farany

FFP / Antso ho Talen’ny S.A Fikarohana sy Fandalinampinoana

FILATSAHAN-KOFIDIANA HO TALEN’NY SAMPANASA FFP FOIBE FJKM Mpitandrina voatokana vita fiofanana tamin’ny Faculté de Théologie neken’ny FJKM. Manana ny mari-pahaizana…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany

FIFA / Jobily fisotroandronono

FANASANA  « Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra  no naha-toy izao ahy… fa ny fahasoavan’ Andriamanitra  no niara- niasa tamiko  » 1 Kor…

Sampan'asa, Tahiry, Vaovao farany

Fantaro ny momba ny FIFA FJKM !

  1-INONA MOA NO ATAO HOE « FIFA »? FIFA =Fitantanana ny fananana dia iray amin’ireo Komity natsangan’ny Synoda Lehibe FJKM, mba…

Asa, Sampan'asa, Tahiry, Vaovao farany

FFP / Vokatra vaovao

“Ny marina amin’ny Finoana no ho velona” Hab.2: 4 “Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” II Tim.1: 8 Efa…

Sampan'asa, Vaovao farany

SAF / Mpilatsaka an-tsitrapo

Fahaiza-mitantana MPILATSAKA ANTSITRAPO FJKM, MIATRIKA NY LOZA VOAJANAHARY Toerana andalovan’ny loza voajanahary isan-taona i Madagasikara, indrindra ny rivodoza. Teo aloha,…

Sampan'asa, Sampana, Vaovao farany
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
  • EZAKA TOLO-TANANA
    Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026
  • Fanamarihana ny ANDRON’NY VEHIVAVY 2026
    Talata, faha 17 Febroary 2026
  • FANDAMINANA AMIN’NY EZAKA TOLOTANANA
    Zoma, faha 13 Febroary 2026
  • FANOMPOAM-PIVAVAHANA : 18 Janoary 2026
    Alatsinainy, faha 02 Febroary 2026
  • Fanokafana ny Fambolen-Kazo FJKM – Taona 2026
    Alahady, faha 01 Febroary 2026
  • Foibe FJKM : Hiatrika ny taom-piasana 2026
    Talata, faha 06 Janoary 2026
  • Synodamparitany Vato Fehizoro Ampitandranomasina (37)
    Alatsinainy, faha 01 Desambra 2025
  • Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona maha Mpitandrina an’Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja mivady – Filohan’ny FJKM teo aloha
    Talata, faha 18 Novambra 2025
  • Mpiandraikitra Foibe
    Alakamisy, faha 16 Oktobra 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.