Antso ho TONIA STK
FILATSAHANA HO TONIA STK FOIBE Ny Birao STK Foibe FJKM dia manao izao antso izao ho an’izay maniry sy manam-pikasana…
FILATSAHANA HO TONIA STK FOIBE Ny Birao STK Foibe FJKM dia manao izao antso izao ho an’izay maniry sy manam-pikasana…
FANASANA VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA Fifaliana ho an’ny VKMM ny manasa anareo hiombom-bavaka ny Zoma 12 Jolay 2019 manomboka amin’ny 2…
SAMPATI FOIBE FJKM « Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12,35 MITSANGANA NY SAMPANA MPANAZAVA SY TILY FJKM MONTROUGE PARIS (SAMPATI Isaorana…
Synodamparitany SAMPATI FJKM
FANASANA « Fa ny fahasoavan’ Andriamanitra no nahatoy izao ahy, ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko » 1 Kor 15.10 -Ny…
VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA ! Rehefa injay ianao manaiky Hino marina ny Tompo ka hiova tompo anio, ka i Jesoa…
FANDAHARANA ( LITORJIA ENDRINY FAHAROA ) Fidirana : Hira Fanevan’ny faha-45 taonan’ny S.T.K. – F.J.K.M. LITORJIAN’NY FANOKAFANA : Fiarahabana apostolika : Efe.…
Jolay-Desambra 2019
FANASANA Araka ny tetikandron’ny Sampana Dorkasy Foibe , ny Lasy Tselatra fahatelo amin’ity taona 2019 ity dia hotanterahina ao amin’ny…
Alahady Sampana Fivondronana Laika FJKM Alahady 21 Jolay 2019 MANATRIKA NY MINO NY TOMPO -Fiarahabana Apostolika Hira Faneva 200 taona…